Ginea-Vaovao Andrefana

I Ginea-Vaovao Andrefana na Papoazia Andrefana na Irian Jaya dia ny ampahany andrefana amin' ny nosy Ginea Vaovao, izay isan' ny tanin' i Indônezia, ka ny tapany faharoa ao antsinanana dia i Papoazia-Ginea-Vaovao izay fanjakana mahaleo tena.

Maro ireo vahoaka papoa izay tsy manaiky ny nampikambanana an' i Ginea-Vaovao Andrefana amin' i Indônezia nanomboka tamin' ny taona 1969. 22 %n' ny tanin' i Indônezia i Papoazia Andrefana izay vitsy dia vitsy mponina, niisa 3 593 803 tamin' ny taona 2010 (raha 237 tapitrisa ny mponina tao Indônezia), izany hoe 1,5 %.

Ginea-Vaovao Andrefana
Sarin-tany maneho an' i Papoazia Andrefana.
Ginea-Vaovao Andrefana
Ny filoham-pirenena indôneziana Sukarno nandray ireo lehibe papoa tamin' ny taona 1663.

Jereo koa

Tags:

Ginea VaovaoIndôneziaPapoazia-Ginea-VaovaoVahoaka papoa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny betsimisaraka avaratraZon' olombelonaGeorges AndriamanantenaShanghaiDrônaVoahangySakarahaVitaly LagutenkoTantaran' ny kristianismaFanjakan' ImerinaGoavy (zavamaniry)AlemainaFaritra eto MadagasikaraFiteny antemoroVolamenaSoratra MasinaKolontsainaFanahySikidy malagasyFihafanan'ny tanyFiainana aorian' ny fahafatesanaKinshasa1912Bède le VénérableFamoranaImanoelaBokin' i AmôsaPort-au-PrinceTwitterTokantranoPoaceaeFiteny kôreaninaDistrikan'i FianarantsoaNTantaran' i EtazoniaApôkalipsin' i PeteraBob KhannaKanadaLisitry ny gazety ao MadagasikaraFady (malagasy)MôlekiolaFiteny tamilyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôItalia1997Wiki FoundationWashington D.C.FehezantenyAndriantompokoindrindra (foko)SôlômônaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraPôlôniaInjenieriaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)FacebookEorôpaAbdellatif FellainiTononkaloZafisoroFanambaràna ny hevitry ny nofyTovona (fitsipiteny)AlakaraboFamadihanaAntsirananaLalànaFanekem-pinoana apôstôlikaFanalan-jazaBaskin-RobbinsWikipedia🡆 More