Matsiatra

I Matsiatra dia reniranon' i Madagasikara, mikoriana mankany andrefana ka manompo ny ony Mangoky, manana halava 410 km, mamakivaky ny faritra Matsiatra Ambony sy ny faritra Amoron'i Mania ary ny faritra Atsimo-Andrefana, mihaona amin'i Mananatana mba hamorona an'i Mangoky.

Manondraka tanimbary midadasika i Matsiatra, ka isan' izany i Vinanitelo sy i Mahasoabe ao amin'ny faritry ny Betsileo. Izy no manasaraka ny distrikan'i Lalangina amin'ny distrikan'i Vohibato, ary ny faritra Matsiatra Ambony amin'ny faritra Atsimo-Andrefana. Manompo azy ireto renirano tanisaina manaraka iretoː Mandranofotsy, Isandra, Ioninarivo, Fanindrona, Vodindrana, Mahatsaombato, Imatantika, Manambaroa, Manatsahala ary Bevoay.

Matsiatra
Matsiatra
Renirano Matsiatra à Befeta

Jereo koa

Tags:

BetsileoDistrikan'i LalanginaDistrikan'i VohibatoFaritra Amoron'i ManiaFaritra Atsimo-AndrefanaFaritra Matsiatra-AmbonyMadagasikaraMangoky

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ZavamaniryVazimbaWashingtonIndôneziaAsidra dezôksiribôniokleikaKôntinentaAntemoroWikipediaMenalambaEvanjely grikan' ny EjipsianaMpaminany lehibeHermann HesseFahaleovantenaAbidy grika1887Andriamanitra RayFiteny malagasySarielaHendersonville, TennesseeFatrana1885Fiteny daryJean Narivony2007AlakaosyFasismaZanak' OlonaFlavio GiojaFanalana faditraChauvac-Laux-MontauxFiteny sakalavaAntankaranaKroazadaAndrianaValve CorporationHiragasyFahaizana mamaky sy manoratraMôralyTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesJean-Joseph RabeariveloÔlimpôsy (Torkia)FanagasianaAugustin rajonApôkalipsy voalohan' i JakôbaKristianinaNupedia23 JonaRanoFiteny betsimisaraka atsimoTaom-baovao malagasyZanadralamboRepoblika Demôkratikan' i KôngôLoza folo tao EgiptaRanavalona IIOnjam-peoHossein SadaghianiLahatra (finoana malagasy)Rosedale, MississippiFihetseham-poAnaranaRepoblika MalagasyWiki CommonsHaitsikerafitenyTeknôlôjiaÔbadiaSiansaJesoa araka ny kristianismaArabo (vahoaka)🡆 More