Fianarantsoa: Tanàn-dehibe any amin'ny afovoantanin'i Madagasikara

21°27′10″S 47°05′08″E / 21.452670°S 47.085690°E / -21.452670; 47.085690

Fianarantsoa
Fianarantsoa: Finoana, Fitaterana, Oniversiteten
Velarantany 86,05 km2
Isam-ponina 191 776 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Fianarantsoa: Finoana, Fitaterana, Oniversiteten Madagasikara
Faritany Fianarantsoa
Faritra Faritra Matsiatra Ambony
Fianarantsoa: Finoana, Fitaterana, Oniversiteten

I Fianarantsoa dia tanàna any atsimon'i Madagasikara, renivohitry ny faritanin'i Fianarantsoa ary ny Faritra Matsiatra Ambony.

Tanàna noforonin' ny Merina tamin' ny taonjato faha-19 ho renivohitry ny tany nanjakan'ny Betsileo taloha i Fianarantsoa.

1 200 metatra ny haavon'ny toerana misy an'ilay tanàna ary efatra alina sy iray hetsy eo ny isam-ponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2001.

Fianarantsoa: Finoana, Fitaterana, Oniversiteten

Finoana

Ankehitriny mpino kristianina ny ankamaroan'ny olona any Fianarantsoa. Tonga tao Fianarantsoa ny finoana kristianina katôlika tamin’ny taona 1871, tamin’ny fahatongavan’i Mompera Marc Finaz, pretra jezoita frantsay avy any Toulouse.

Fitaterana

Mandeha eo amin'ny lalamby Fianarantsoa Côte Est ("Fianarantsoa Amorontsiraka Atsinanana") micheline farany indrindra eto an-tany.

Oniversiteten

Jereo koa

Renivohi-paritany eto Madagasikara

Renivohi-paritra eto Madagasikara

Fianarantsoa: Finoana, Fitaterana, Oniversiteten 
Fianarantsoa: Finoana, Fitaterana, Oniversiteten 
Fianarantsoa: Finoana, Fitaterana, Oniversiteten 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.



Tags:

Fianarantsoa FinoanaFianarantsoa FitateranaFianarantsoa OniversitetenFianarantsoa Jereo koaFianarantsoa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fokom-pirenen' i SimeônaMpisolo toerana (fitsipiteny)Fokom-pirenen' i IsakaraSoavalyAbrahama (patriarka)VyVoatabiaFitenim-paritra malagasyJeôlôjiaFanekem-pinoana nikeanaBaibolyRepoblika MalagasyIndôneziaTantaran' i EtazoniaFikambanana Iraisam-Pirenen' ny FrankôfôniaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraAbdellatif FellainiFilôzôfiaFanandroanaHasinaHans Holbein le JeuneTetiandro gregôrianaLibànaFisoronana sy fanalana vintanaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAmbrôsio avy any MilanoAsa AkiraVondrona EorôpeanaSaolyHaifisaina sy hetsi-poFiteny ingrianaTsirinteny sara-droaAzôtaFanasan' ny TompoZivaBill ClintonSilamoNizeriaKabaryEvekaAndrianaKônfirmasiônaLondon Missionary SocietyKristianinaBokin' i EzekielaLalànaGeorges Andriamanantena1964AfrikaFaritanin' Antsiranana1997RSSFizaràn-taonaSøren KierkegaardWiki FoundationZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFanahyAdy Lehibe VoalohanyFiteny soedoàVondrom-pokoFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaTestamenta TalohaLiberiaFitiavan-tanindrazanaFrank ZappaToyotaRanavalona IOsyTendryBoky🡆 More