Faritanin' I Fianarantsoa

Ny Faritanin' i Fianarantsoa dia faritany iray amin' ny enina eto Madagasikara.

Tamin' ny taona 2011 izy dia nanana velarana 103 272 km2 sy mponina 4 142 444. Ny hakitroky ny mponina dia 40 mp/ km2. Ny tanànan' i Fianarantsoa no renivohiny.

Faritanin' I Fianarantsoa
Faritanin' i Fianarantsoa
Faritanin' I Fianarantsoa
Faritra ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa

Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy misy fampiharana aza izany. Misy faritra enina ny ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa, dia ireto avy:

Faritanin' I Fianarantsoa
Distrika ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa

Misy distrika miisa dimy amby roapolo ny ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa.

Jereo koa

Faritany eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Tags:

Faritany eto MadagasikaraFianarantsoaMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraAsa (mpanjakan' i Jodà)Tolom-bahoaka tamin' ny 1947Tsirinteny sara-droaRoberto VaccaImanoelaPaska jiosyBaskin-RobbinsIndôneziaBoky fahadimin' ny MakabeoSombin-tantaraAbidy araboVolaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAndriamanitra (ankapobeny)Baiboly katôlikaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyMandravasarotraAntemoroSiliaAntananarivoAsan' ny ApôstôlySikidy malagasyZavaboaryTestamenta VaovaoAntsirabeFanandroanaSokelaEzekielaForyAveloFitiavana1997GovernemantaKanadaFanahy MasinaWuhanMurah Andrialalaina FlorlysRalamboEorôpaFiteny antandroyJodaismaSôlômônaIndiaBob KhannaBoky faharoan' i HenôkaRajoelina AndryBaraJeôgrafian' i MadagasikaraTononkaloHasinaFanambaràna ny hevitry ny nofyAlakaraboFamadihanaDrônaAlahamadyBibyPôlôniaAndriantompokoindrindra (foko)Lloyd KaufmanÔlimpôsy (Torkia)TorkiaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraRova ManjakamiadanaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraVolana (fotoana)Fitenim-paritra malagasyFiteny nizerô-kôngôleyFanjanahantanyAljeriaAbdellatif Fellaini🡆 More