Vy

Ny vy dia zavatra simika, manana eva Fe (fanafohezana ny teny latina hoe Ferrum) ary manana isa atômika 26.

Io no zavatra ferômanetika tena fantatra sy tena hita matetika indrindra amin' ny fiainana andavanandro. Ny vy tsotra dia metaly malemy (mbola malemy noho ny viraty), fa raha asiana lotondoto kely fotsiny izy (roa na telo isan-jaton' ny lanja totaliny), dia lasa mafimafy kokoa: raha afangaro amin' ny metaly hafa izy na amin' ny karbônina, dia lasa mbola mafy be noho ny vy madio.

Vy
Petra-by ao amina ozinina sideriorjika

Ohabolana

  • Aza matahotra ny tanan-kiempaka ka manolotra ny vozon-kavesa-by.
  • Hianao no angady nananana, vy nahitana, ka sarotra atao rainazy.
  • Manao vy very ny ainy.
  • Ny vy tsy mba mikotrana irery.
  • Tantanam-by sy tsofa vy: havana mpanajary havana.
  • Vinanto tsy manam-bary maina: tsy vinanto fa vy nahantona.

Jereo koa

Vy 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fiteny latinaKarbôninaMetalyViraty

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TrondroFiaran' ny FanekenaHazokesika1905Pech, AriègeLongueville, Pas-de-CalaisFamoranaFinoana800Merina1917Fanjakan' ImerinaFivavahanaBodo (mpihira)TwitterDrozaPalaôBaruch SpinozaGissey-sur-OucheEtonaKazakstànaAbbas JamalipourInjenieriaLambo diaLoteranismaOigoro (vahoaka)799Pasragad BranchEfesôsySora-madinikaOlik'aratraSardininaSakramentan' ny filaharanaBailleul-lès-Pernes1908Fiteny skôtsyFiteny hindỳVoronaNôrvezyKanaana (faritra)GanaganaVintana (finoan-drazana malagasy)Fanjakana (Beroroha)Ambodiampana (Mananara Nord)QuébecAjdin MahmutovićVazimbaFiteny kôreanina2004AlahamadyAziaCourrièresForyFiavian' i Kristy fanindroanyFlorenciaBiôgrafiaRalaimongo JeanAndriamasinavalonaRoy (zavamaniry)BBCGirl TalkNeôlitikaSamaritanaRuesnesAndriamanitra ZanakaZavamaniryVezoGideônaRanomasina MatyCantinMayotteYokohamaPentekôstaBaraingoAmbodimotso-Atsimo🡆 More