Praiminisitra malagasy

Ireo Praiminisitra nifandimby teto Madagasikara nanomboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) :

  • Joël Rakotomalala notendrena tamin'ny 11 Janoary 1976, nodimandry ny 30 Jolay 1976
  • Justin Rakotoniana notendrena tamin'ny 12 Aogôsitra 1976, nametra-pialana ny 31 Jolay 1977
  • Désiré Rakotoarijaona notendrena tamin'ny 1 Aogôsitra 1977, nametra-pialana ny 12 Febroary 1988
  • Victor Ramahatra notendrena tamin'ny 12 Febroary 1988, nametra-pialana ny 8 Aôgositra 1991
  • Guy Willy Razanamasy notendrena tamin'ny 8 Aogôsitra 1991, , nametra-pialana ny 10 Aogositra 1993
  • Francisque Ravony notendren'ny Antenimieram-pirenena tamin'ny 10 Aôgositra 1993, nametra-pialana ny 30 oktobra 1995
  • Emmanuel Rakotovahiny, notendrena tamin'ny 30 Oktôbra 1995, nametra-pialana ny 5 jona 1996
  • Norbert Lala Ratsirahonana, notendrena tamin'ny 5 Jona 1996, nametra-pialana ny 21 Febroary 1997
  • Pascal Rakotomavo, notendrena tamin'ny 21 Febroary 1997, nametra-pialana ny 23 Jolay 1998
  • Tantely Andrianarivo, notendrena tamin'ny 23 Jolay 1998, nametra-pialana ny 26 Febroary 2002
  • Jacques Sylla, notendrena tamin'ny 26 Febroary 2002, nametra-pialana ny 20 Janoary 2007
  • Charles Rabemananjara, notendrena tamin'ny 20 Janoary 2007, nametra-pialana ny 17 Martsa 2009
  • Monja Roindefo, notendrena tamin'ny 17 Martsa 2009, nametra-pialana ny 10 Oktôbra 2009
  • Eugène Mangalaza,notendrena tamin'ny 10 Oktôbra 2009, nametra-pialana ny 18 Desambra 2009
  • Cécile Manorohanta,notendrena tamin'ny 18 Desambra 2009, nametra-pialana ny 20 Desambra 2009
  • Camille Vital, notendrena tamin'ny volana 20 Desambra 2009, nametra-pialana ny 2 Novambra 2011
  • Omer Beriziky, notendrena ny 2 Novambra 2011, nametra-pialana ny 16 Aprily 2014
  • Roger Kolo, notendrena tamin'ny 16 Aprily 2014, nametra-pialana ny 12 Janoary 2015
  • Jean Ravelonarivo, notendrena tamin'ny 14 Janoary 2015, nametra-pialana ny 8 Aprily 2016
  • Mahafaly Solonandrasana Olivier, notendrena tamin'ny 10 Aprily 2016 - 2018.
  • Christian Ntsay, 2018 -

This article uses material from the Wiki Malagasy article Praiminisitra malagasy, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.

Tags:

Madagasikara

Praiminisitra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SahelyDonovan RickettsFianakaviam-piteny japônikaAmbatturVictor HugoJinyBaolina kitraOlivaPanamaBout-du-Pont-de-LarnFiteny kirondyTad DanielewskiMichael SnowCandace ParkerVin BakerMpandrindra milinaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôKabary famangianaHStephanie SwiftVLIWYDBTetiandro malagasyDokuWikiOPZKabary am-panambadianaNXKTFanandroana malagasyFJGUMTantaran' i MadagasikaraMadagasikaraCEARSSatorinaKyivWikipediaDidy Folo40WikiQAndrianampoinimerinaAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenena80RanoSakalava1Masoandro50302Torkia37Firaisana ara-nofo3AurangzebEpistily79🡆 More