Fanabeazana

Ny fanabeazana dia fampianarana ny fahaizana.

Izy io koa dia fanampiana ny olona mianatra ny fanaovana zavatra ary mamporisika azy hieritreritra mikasika ny zavatra ianarany. Zava-dehibe ho an'ny mpanabe ny mampianatra ny fomba fahitana ary fampiasana ny fampahalalana. Ampitaina amin'ny alalan'ny fanabeazana ny fahaizan'ny firenena, fikambanana ary fiaraha-monina iray. Amin'ny firenena demokratika, anisan'ny tanjon'ny fanabeazana ny fampianarana ho olom-pirenena mahavokatra. Ny fanabeazana fototra dia heverina ho azo ekena mandritra ny taona vitsivitsy voalohany amin'ny fianarana. Amin'izao fotoana izao, farafahakeliny 70% amin'ireo ankizy eto amin'izao tontolo izao no mahazo fanabeazana fototra.

Tags:

Firenena

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mpampiankin-tenyPaositra MalagasyParadisa (silamo)PoaceaeHolatraDokuWikiAsa AkiraAHarin-karena faobeLisitry ny gazety ao MadagasikaraFiteny malagasySakalavaZahaPraiminisitra malagasyVictoire RasoamanarivoFilôzôfiaFiteny tiorkaFady (malagasy)MeyNôvambraSokajin-tenyRepoblika MalagasyAntesakaFirenena MikambanaTsirinteny sara-droaMontanaSydneyLaurent CantetBiôgrafiaAndriamanitra (tokana)ArmeniaOkrainaAndrianampoinimerinaGovernemantaFitaovam-piadianaVoahiranaFotoanaBaiboly katôlikaFanjanahantanySilamoTsimihetyEzraFaritra eto MadagasikaraHelsinkiFanekem-pinoana apôstôlikaGaliaKristianismaAdy Lehibe FaharoaFrantsaFanalana faditraVoronaTobim-pifohazanaRavelonjanaharyBlaogyBetsileoFiteny betsileoOzbekistànaBaiboly amin' ny teny malagasyFanandroanaKanaana (faritra)TrozonaAhidamboSolombavambahoakaFanavakavahanaBokin' ny OhabolanaRichard I an'i AngleteraGrisyGerd GanteförFivavahana eto MadagasikaraFifohazana SoatanànaDmitri MedvedevFoko eto MadagasikaraTeraka🡆 More