Fitaovam-Piadiana

Ny fitaovam-piadiana dia fitaovana izay manan-tanjona ny mandratra na mamono zava-miaina, na rafitra.

Natao hampitombo ny fandairana amin'ny fihazanana, fanamafisan-dalàna, fiarovan-tena na haiady ny fitaovam-piadiana. Amin'ny ankapobeny, ny fitaovam-piadiana dia natao handresy ny mpanohitra amin'ny alalan'ny fitaovana ara-materialy na ara-tsaina.

Fitaovam-Piadiana
Andohalambo, anisan'ny fitaovam-piadiana voalohany indrindra nipoitra

Jereo koa

Fitaovam-Piadiana 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Zava-miaina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Abidy grikaErwin WurmFiteny malagasyFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraOndryKôngô-BrazzavilleAsir, IranFiteny bielôrosianaParakyBanto (vahoaka)EndolzansyMpampiankina1946(105416) 2000 QY161MatioHendersonville, TennesseeKônsily Vatikàna IIFahasalamanaQIT Madagascar MineralsLahatra (finoana malagasy)Mississipi (renirano)Mozika malagasyAnsel AdamsZanadralamboHebreo (vahoaka)Lalan-jazaHiragasyAndringitraTeknôlôjiaTestamenta TalohaSaonjo29 SeptambraPenguinAntemoroFanandroana malagasyTetiandroTeam Fortress 2Jesoa araka ny kristianismaAhidambo1524LambamenaKôntinentaFiteny samôrôAndrianaJean-Joseph RabeariveloFiteny afrikansaKolontsaina malagasyBritaina LehibeFokom-pirenen' i IsraelyFady (malagasy)James Dewey WatsonFiteny malayFitenim-paritra malagasyMahmoud TaleghaniFangitra ara-jeografiaFanjanahantanyTranonkalaPoaceaeRainilaiarivonyZorofirarazanaPatrick EbertBokin' i RotaFiteny masikoroPaska jiosyAmerika AvaratraToekaren' i Madagasikara8 MartsaArkôntikaTantaran' i Madagasikara(104249) 2000 EQ136Shahram Nazeri🡆 More