Fangitra ara-jeografia

Ny fangitra ara-jeografia dia ny fangitra amantarana ny teboka eto amin'ny Tany na ny Volana na ny planeta na ny bolan-danitra na zavatra hafa misy ny toerana iray, ka miisa telo ireo fangitra ireo, dia ny laharam-pehy sy ny laharan-jara hasina ary ny haavon-toerana.

Matetika dia ampy ny roa voalohany hamantarana ny misy ny toerana iray eto ambonin'ny Tany, izay mety ho tanàna na faritra na zavatra hafa.

Fangitra ara-jeografia
Ny laharam-pehy sy ny lahara-jara hasina

This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Fangitra ara-jeografia, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); Fangitra ara-jeografia Wiki additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.

Tags:

Haavon-toerana

Laharam-pehy

Laharan-jara hasina

Planeta

Tany

Volana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

49Pi50Tany24Harin-karena faobeFanabeazanaHienaFloridaFanjanahantany19922Lisitr' ireo mpanjaka merinaFaritra SavaMarimbonaFangitra ara-jeografiaNepaly1969Tetiandro1902HDidy FoloNetscape CommunicationsToetany mediteraneana1765Kyiv28 Oktobra1747AndriantompokoindrindraJohn DerbyshireSanta-Kity-sy-Nevisy1853BeirutFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraTrondroBokin' i DanielaFiangonana Jesosy Mamonjy18851930Zefania (mpaminany)1970Henri RatsimbazafyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaMontréal27 OktobraWikiBiôgrafiaFanekem-pinoanaRanomasina MatyGeorge Bush1607Daraina191293Fanahy Masina (kristianisma)18343241950LalàmpanorenanaBeijingLinuxMikheil Saakachvili1850HaitsikerafitenyGazetyFehezankevitra (fitsipiteny)Siera Leôna2010KahiraSoratra102008🡆 More