Lefona

Ny lefona dia fitaovam-piadiana fanipy misy lelany fisaka maranitra sy matsilo vita amin' ny metaly (vy indrindra) sy misy tahony vita amin' ny hazo (na amin' ny metaly indraindray).

Lefona
Lefona iray sy lefom-pohy maro

Ohabolana

  • Anio milelaka ny lefona, ka no rahampitso dia hiohatra ny mandà.
  • Antsibe tsara ofana ireo, adidy tsy mba mahadilo; lefona tsara varombo, atomboka tsy mba milefitra; tangen-tsara hafatra, tsy mba mena-maso mitsara.
  • Aza ny toho mihahy no jerena, fa ny lefona mitsangana.
  • Izoky izy fa lehilahy: nandray lefona dia lasa, sakafony sikina ihany.

Tags:

MetalyVy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

DokuWikiFaritra VatovavyAnjara (finoana)1997PattaniAurangzebRavelonjanaharyOsyTetiandro etiopianaAnaranaAljeriaFiteny maanianyAndriamaneloFanahy (kolontsaina malagasy)BaraTanyKalandrie sinoaMôsikaoBootzheimFilistinaRainisoalamboFaritra AnosyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô1971ZazavavindranoAmbohimangaSakalavaHasidismaEjiptaTorkmenistànaKinshasaStridônaSilamoBôtsoanaJodaismaSan FranciscoFokom-pirenen' i DanaJean-Joseph RabeariveloFameno (fitsipiteny)Kolontsaina malagasyVy Vato SakelikaAlahamadyOmbyEorôpa AtsinananaFanandroanaKabaryFamoranaSikidy malagasyFanabeazana aizanaFoko folo veryPeteraRavalomanana MarcKabary tera-baoKuroisoAostraliaFahefana Avon' ny Tetezamita1900Antokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraFilôzôfiaFahazavanaFahotanaJôsia (mpanjakan' i Jodà)Hans Holbein le JeuneVondrom-pokoAogostino avy any HipônaDavida (mpanjaka)Tetiandro litorjika kristianaTazomoka🡆 More