Fiteny Maaniany

Ny fiteny maaniany na fiteny maniany dia fiteny aostrôneziana tenenina any Indônezia, ao Kalimantàna Afovoany, ao amin' ny nosy Bôrneô.

Ao amin' ny sampana malaiô-pôlinezianan' ny fiteny aostrôneziana ny fiteny maaniany. Ny fiteny maaniany dia iray amin' ireo fiteny baritô atsinanana, izay vondrom-piteny malaiô-pôlineziana andrefana. Ny fiteny malagasy no akaiky indrindra azy raha ny voambolana fototra no heverina. Miisa eo amin'ny 150 000 eo ny olona miteny azy, dia ireo vahoaka maaniany (zana-bondron' ny vahoaka daiaka) izay monina ao Kalimantàna afovoany, any Indônezia. Misy fifanahafana akaiky dia akaiky amin' ny fiteny barito atsinanana toy ny fiteny pakô (77 %) sy ny fiteny dosóna vito (75 %) ny fiteny maaniany.

Fiteny Maaniany
Vehivavy maaniany manao fety
Fiteny Maaniany
Io miloko mena io i Kalimantàna Afovoany

Fampitahana voambolana

Maaniany Malagasy
isa iray na isa
dime dimy
uran orana
apui afo
mate-anrau masoandro
babui lambo

Jereo koa

Tags:

BôrneôFiteny aostrônezianaFiteny baritoFiteny malagasyIndôneziaKalimantanaVahoaka daiakaVahoaka maaniany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

22 AprilySMOTIGLalàna16 DesambraGanàForyTrombaIsmaelaJoroLisitry ny filohan' i MadagasikaraMerinaFiompianaWiki FoundationKabary famangianaBielôrosiaKolontsaina malagasyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Filazam-potoana (fitsipiteny)Paul CézanneFokom-pirenen' i BenjaminaAbidy latinaHagaraJohannes GutenbergFiteny frantsayAndrokaAndriamasinavalonaKabaryRafitra kôneksiônalyLalàmpanorenan' i Madagasikara2012DemôkrasiaFiteny jeôrjianaAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraEjiptaFiteny latinaKilalakyFilôzôfiaMohamady1899Tantara ny Andriana eto MadagasikaraPrôtestantismaFokom-pirenen' i LevyJiosyTambintenySômaliaJobilyFokom-pirenen' i RobenaAostraliaVyAnamalahoTetiandro litorjikan'ny Eglizy katôlikaZafimaniryPhoenix, ArizonaMpisolo toerana (fitsipiteny)Asa AkiraEvekaTongolo gasyAdy Lehibe VoalohanyZanahary (finoan-drazana malagasy)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)JesoaTaom-baovao malagasyFivavahan-drazana malagasyNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraMpisolo manontanyTsiranana PhilibertLibànaElama23 AprilyAdy Lehibe Faharoa🡆 More