Faritra Anosy

Ny Faritra Anosy dia iray amin' ireo faritra 23 eto Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' i Toliara, any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' ny Nosy.

Faritra Anosy
- Faritra Anosy
Fianarana no lova tsara
Firenena Faritra Anosy Madagasikara
Faritany Toliara
Renivohi-paritra Tolagnaro
Distrika 3
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 25 731 km2
Isam-ponina 809 303 mpo.
Hakitroky ny mponina 31,45 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany Tsy fantatra
Laharan-jarahasina Tsy fantatra

I Tolagnaro na Fort-Dauphin no renivohiny. Manana velaran-tany mirefy 25 731 km² izy.

Distrika sy kaominina

Distrika

Ireto ny distrika mandrafitra ny Faritra Anosy:

Kaominina

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Amboasary-Atsimo

Ireto ny kaominina ao amin' ny distrikan' Amboasary Atsimo: Amboasary-Atsimo - Behara - Ebelo - Elonty - Esira - Ifotaka - Mahaly - Manevy - Maromby - Marotsiraka - Sampona - Tanandava Sud - Tranomaro - Tsivory

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Betroka

Ireto ny kaominina ao amin' Distrikan' i Betroka: Ambalasoa - Ambatomivary - Analamary - Andriandampy - Beapombo I - Beapombo II - Bekorobo - Benato-Toby - Betroka - Iaborotra - Ianabinda - Ianakafy - Isoanala - Ivahona - Jangany - Mahabo - Mahasoa Est - Nagnarena - Naninora - Tsaraitso

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Tolagnaro

Faritra Anosy 
Tolagnaro (Fort Dauphin)

Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io: Ambatoabo - Ampasimena - Ampasy Nahampoa - Analamary - Analapatsy - Andranombory - Ankaramena - Bevoay - Enakara-Haut - Enaniliha - Fenoevo - Iabakoho - Ifarantsa - Isaka-Ivondro - Mahatalaky - Manambaro - Manantenina - Mandiso - Mandromodromotra - Ranomafana - Ranopiso - Sarasambo - Soanierana - Tôlanaro

Jeôgrafia

Ny renirano ao amin' ny faritra Anosy

Ireto avy ny renirano ao amin' ny faritra Anosy: Manampanihy, Fanjahira, Mandrare, Mangoky, Isoanala, Menarandra, Manambovo ary Imaloto.

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Samihafa

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Disy aman-dalàna

Faritra Anosy 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Faritra Anosy Distrika sy kaomininaFaritra Anosy JeôgrafiaFaritra Anosy Jereo koaFaritra Anosy Rohy ivelanyFaritra AnosyFaritanin' i ToliaraFaritra eto MadagasikaraMadagasikaraTolagnaro

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Aurangzeb1820Epistilin' i PaolyAntiziônismaAdijadyAmpondraRenisoratraAndriantsolyHarena an-kibon' ny tanyCasinoFiteny skôtsyMenalambaParáLisitr' ireo mpanjaka merinaFiteny frantsayFiraisan' ny Skotisma eto MadagasikaraSifakaAkohoKatôlisisma'''Thierry Chartroux'''Crespin, NordAbrahama (patriarka)Droza1975Andilan-dranomasinaNobiaEugène IonescoVinaingitraEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Sakay (zavamaniry)1971Jerosalema1944Razana (finoana malagasy)1200Kisarisary ÔfitaVoanihoMelaneziaFanjakana MitambatraRajoelina AndryKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaJan HusAmbatolaonaRené DescartesAntandroyHagara(102816) 1999 VK179RofiaPôlôniaFandraisanaTakatraShenzhenKor'anyFizikaEsôterismaFanekem-pinoana nikeanaRameva tokan-trafoKinshasaAleksandriaTendrombohitra GarizimaAnjara asa (fitsipiteny)AnaranaTrondro22 AogositraMalagasy (vahoaka)EdenaSardininaValéry Giscard d'EstaingFory(102279) 1999 TS57🡆 More