Faritra Sava

Ny faritra Sava dia faritra ao amin' ny faritanin' Antsiranana, any avaratra amin' i Madagasikara.

Faritra Sava
- Faritra Sava
Fianarana no lova tsara
Firenena Faritra Sava Madagasikara
Faritany Antsiranana
Renivohi-paritra Sambava
Distrika Sambava, Andapa, Vohemar, Antalaha
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 25 518 km2
Isam-ponina 980 807 mpo.
Hakitroky ny mponina 38,44 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ny renivohiny dia i Sambava. Ny faritany dia ao amin' ny morontsiraka avaratra-atsinanan' i Madagasikara. Izy io dia mizara sisintany amin' ny faritra Diana, any avaratra-andrefana, sy Sofia any atsimo-andrefana ary ny faritra Analanjirofo any atsimo. Ny isan' ny mponina dia 805 300 tamin' ny taona 2004 ary ny velarantany dia 25 518 km2.

Faritra Sava
Sambava

Ny faritra Sava dia voazara ho distrika efatra: Sambava, Antalaha, Vohemar ary Andapa. Ny anaran' ny faritra dia avy amin' ny lohasoratr' ireo distrika ireo : Sambava, Antalaha, Vohemar ary Andapa. Ireo tanàna ireo dia milaza-tena ho "Renivohitry ny lavanila", satria io faritra io no tena mpamoaka lavanila indrindra eto an-tany.

Distrika sy kaominina

Distrika

Ireto avy ireo distrika ao amin' io faritra io:

Kaominina

Ireto kaominina ao amin' io faritra io isaky ny distrika:

Distrikan' Andapa

Distrikan' Antalaha

  • Total 282921 - isam-ponina

Distrikan' i Sambava

Distrikan' i Vohimarina

Renirano

Valan-javaboary

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Faritra Sava 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Faritra Sava Distrika sy kaomininaFaritra Sava ReniranoFaritra Sava Valan-javaboaryFaritra Sava Jereo koaFaritra Sava Rohy ivelanyFaritra Sava2004Faritanin' AntsirananaFaritra AnalanjirofoFaritra DianaFaritra SofiaFaritra eto MadagasikaraKilometatra efa-miraMadagasikaraSambava

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Farihy MalawiDivayAdy MangatsiakaGregor MendelTantaran' ny kristianismaAlaskaFanalan-jazaHenôkaFiteny jeôrjianaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraAntandroyOrsa pôlaraMarôkaAzia5 OktobraLazaina (fitsipiteny)Lisitry ny zavatra madinidinika 44001-45000VohiposaFath al-BariEtazoniaSamaritanaMalỳRadama IIPablo Escobar1941Nederlandy2015Lisitry ny zavatra madinidinika 22001-23000NôrvezyFanjakan' Imerina26 OktobraLambamena530Landry ChauvinHoratio Herbert KitchenerMir Alisher NavoïIbn Hajar al-AsqalaniGibraltara29 DesambraDurrësWayback MachineSikidy malagasy1927Fanjakana MitambatraArsène WengerTononkaloZanak' AndriamanitraL'Express de MadagascarLouis-Claude VincentSahih MuslimRepoblika Demôkratika AlemànaMpitsara ao amin' ny BaibolyTantaran' i Madagasikara1833Current eventsLisitry ny zavatra madinidinika 3001-400013 FebroaryApôkrifan' ny BaibolySpokaneAndrianjakaSoratraKuleLalàmpanorenanaTantara ny Andriana eto MadagasikaraTanakh🡆 More