Fiteny Litoanianina: Fiteny

Ny fiteny litoanianina dia teny ibeazan' ny vahoaka litoanianina.

Litoanianina
lietuvių kalba

Isan'ny mpiteny 3,2 tapitrisa
Faritany Teny ofisialy ao Fiteny Litoanianina: Fiteny Litoania ary ao amin'ny Fiteny Litoanianina: Fiteny Vondrona Eoropeana, tenim-paritra any Polonia; ahitana mpiteny litoanianina ihany koa any Rosia ary any Letônia
Sata Fiteny Litoanianina: Fiteny Litoania (teny ofisialy)
Fiteny Litoanianina: Fiteny Vondrona Eoropeana (teny ofisialy)
Fiteny Litoanianina: Fiteny Polonia (tenim-paritra)

Io fiteny io dia manana sata ôfisialy any Litoania ary amin' ny Vondrona Eorôpeana. Ny isan' ny Litoanianina manao ny teny litoanianina ho teny nibeazana dia isaina eo amin' ny 2,9 tapitrisa ao Litoania ary 3 hetsy any ivelany. Ny fiteny litoanianina dia akaikin' ny fiteny letôna, na dia tsy mifankahazo aza ny mpitenin' ireo teny roa ireo. Soratana amin' ny alalan' ny abidy latina ny fiteny litoanianina. Ny mahasamihafa ny fiteny litoanianina amin' ny fiteny eorôpeanina ankehitriny dia izy io manana endrika mifanakaiky amin' ny fiteny prôtô-indô-eorôpeana, endrika very ao amin' ny fiteny indô-eorôpeana sasany. Ny fiteny litoanianina dia anisan' ny fiteny baltika atsinanana izay ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana.

Tags:

Abidy latinaFiteny ao EorôpaFiteny baltaFiteny indô-eorôpeaninaFiteny letônaFiteny ôfisialyLitoaniaVondrona Eorôpeana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TsimihetyHasinaDokuWikiAkohoJerosalema vaovaoRégis Rajemisa RaolisonBokin' i RotaJeôrjiaMadagasikaraTsadyFinday13 NovambraIsraelyGenoa, OhioTetiandro malagasyAzerbaijànaFitsipi-pitenenanaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysSihanakaSakalavaMarovatanaBaibolyFizaràn-taonaFiangonana Loterana MalagasyAngatra (aretina)JesoaHetraApollo 11Ady MangatsiakaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaEtazoniaDiôsezin' i MoramangaFilôzôfiaFiteny latinaLaharam-pehintanyFiteny japôneyTeôlôjiaRalamboZanahary (finoan-drazana malagasy)Masoud ShojaeiFiainana ara-panahyPaska jiosyDadabe NoelyFilazantsara araka an' i MatioKoakerismaLalànaMerinaFangitra ara-jeografiaMpilalao baolina kitraSikidy malagasyEorôpa5 OktobraMeksikaEfrema SirianaMpampitohy (fitsipiteny)Baiboly katôlikaOlombelona7 AprilyNosy EuropaForyRainay any an-danitraJean-Joseph RabeariveloTsotsokaFianarana ny fanatontoloanaTanalaAlahasatyFiteny jeôrjianaBetsimisarakaX-SAMPAHenri Ratsimbazafy🡆 More