Mistery Masina

Ny mistery masina dia sehatra misy trangan-javatra mihoatra ny ara-boajanahary mifandray amin' ny andriamanitra na amin' ny finoana sy fanao ara-pivavahana.

Ny mistery masina dia mety ho:

  1. finoana ara-pivavahana, fombafomba na fomba fanao izay afenina amin' ireo izay tsy nahazo fampianarana manokana momba izany.
  2. finoana ao amin' ny fivavahana izay fantatry ny besinimaro nefa tsy azo hazavaina amin' ny fomba voasaina na ara-tsiansa.

Ny mistagôga na hierôfanta dia mpihazona sy mpampianatra fahalalana miafina araka io heviny voalohany, fa ny mistisisma dia azo faritana ho fandinihana ao amin' ny sehatra ara-pilôzôfia na ara-pivavahana mifantoka amin' ny mistery araka io heviny farany io.

Jereo koa

Tags:

Andriamanitra (ankapobeny)Finoana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Andriamanitra (finoan-drazana malagasy)Vladimir ArtemievFampianaranaBezanozanoEmpira Rômana81Alyaksandar LukhvichKiribaty5255RTobilehibe7Fiteny manireryLisitry ny gazety ao Madagasikara1870Captain FlamingoSokajin-tenyTromba68Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Pôlitika1862Epistily ho an'ny RomanaAlahasatyManalalondoBaiboly amin' ny teny malagasySVy36GXAterinetoChristophe ColombFiteny siriakaTantaran'i SozanaFrizon1867Pôrtô-RikôFirenena an-dalam-pandrosoanaFirenenaRaki-pahalalanaTetiandro jolianaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysKristianismaJesoaFanandroana malagasy51Siansa ara-tsôsialy70961879Fanambadiana1 Mey1853Fameno (fitsipiteny)Ondry1914AnatôliaAntefasyEskatôlôjiaEskatolojiaFaritra AtsinananaDavid du Bose GaillardParadisa1857Sampy (malagasy)Kei Kumai26AntandroyEglizy katôlika rômanina🡆 More