Empira Rômana

Ny Empira Rômana dia ny empira lehibe indrindra tamin' ny Andro Taloha.

Ny renivohiny dia i Rôma ary mifototra amin' ny tany manodidina ny Ranomasina Mediteranea ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin' ny 27 tal. J.K. hatramin' ny fanonganana ny emperora farany tamin' ny taona 476 ny Empira Rômana. Amin' ny teny latina izy dia atao hoe Imperium Romanum.

Empira Rômana
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Empira Rômana
Ny Empira Rômana

Ny empira no dingana fahatelo teo amin' ny tantaran' i Rôma Taloha. Ny vanimpotoana faha mpanjaka ny voalohany, faha repoblika ny faharoa ary faha empira ny fahatelo.

Ny fiteny ôfisialin' ny Empira Rômana dia ny fiteny latina. Na dia izany aza, nitazona ny fiteny grika taloha ho fiteny ôfisialy miaraka amin' ny fiteny latina ny faritra atsinanana ao amin' ilay empira.

Naharitra dimanjato taona ny tapany andrefan' ny Empira Rômana. Ny faritra atsinanana izay ahitana an' i Grisy sy i Torkia ankehitriny dia mbola naharitra mihoatra ny arivo taona. Taorian' ny fitontonganan' ny Empira Rômana Andrefana dia Empira Bizantina no anaran' ilay Empira Rômana Atsinanana, ary i Kônstantinôpla no renivohiny.

Tantara

Empira Rômana 
     Repoblika Rômana      Empira Rômana      Empira Rômana Andrefana      Empira Rômana Atsinanana

Jereo koa

Tags:

Andro TalohaEmpiraFiteny latinaRanomasina MediteraneaRôma Taloha

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny malagasyJay Wright ForresterZaidismaTorkiaBully-les-MinesTawratBokin' i IsaiaFivavahan-drazana malagasyFiteny betsileoJean-Joseph RabeariveloAsombolaNikolai TrubetzkoyAdimizanaTwitterCroutelleMataró(9915) PotaninAmbiroaAdaoroWikibolanaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysRay aman-drenyTetiandro gregôrianaTrondroAndrianampoinimerinaHoronam-bokin' i AbrahamaFlamingô8ArkeôlôjiaBokin' i EzraRy Tanindrazanay malala ôKainaMadagasikaraMichael FinckeTandrok' Osy (fanandroana)TrombaGoogleFahitalavitraFanekem-pinoana apôstôlikaRSSZakaiosyElsie EavesJiosyKabaryStatistikaSt. Louis, MissouriGaliaRadama VoalohanyMpandrindra milinaEtazoniaVolambitaFivavahana eto MadagasikaraKolontsaina malagasyDiederik SamsomSaint Paul, MinnesotaHermann HesseMariusz ŚrutwaVondrona WagnerMozilla FirefoxLitiômaVictoire RasoamanarivoSokajin-tenySaint-Maurice-d'ArdècheOhabolanaRanomasin' i AzovFerber EnterprisesBiraom-panisan'i EtazoniaAndramasinaTerny-SornyFiteny akadiana🡆 More