Amontana

Ny amontana dia hazo lehibe midoroboka fahita amin' ny faritra sasany eto Madagasikara, karazana aviavy saingy be ravina matevin-dravina kokoa noho ny aviavy, boribory sady mitovitovy habe amin' ny ankiben-tongotra ny voany.

Atao hoe Ficus baronii na ny anarany ara-tsiansa. Novolena tany Kômôro koa io karazan-kazo io taty aoriana.

Fampiasan' ny Malagasy azy

Ampangotrahina ny ranom-boany mandronono mba hatao dity famandrihana vorona. Anisan' ny hazo masina teo amin' ny Ntaolo malagasy ny amontana. Mariky ny taninin' ny razana sy ny reny (noho ny fisian' ny ranony mandronono) ny amontana. Nambolena teo amin’ ny fefy rehetra misy ny lapan’ ny mpanjaka sy ny andriana izany.

Jereo koa

  • Aviavy (Ficus carica)
  • Adabo (Ficus cocculifolia Baker)
  • Fihamy (Ficus grevei Baill. na Ficus guatteriifolia Baker)
  • Ampalibe (Artocarpus heterophyllus)

Rohy ivelany

Tags:

AviavyHazoKômôroMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AdaoroFaritanin' AntsirananaAnamalahoAdnanitaPio VBokin' i IsaiaRonald ReaganLisitry ny filohan' i MadagasikaraFanalana faditraAurangzebMpisolo manontanyFibebahanaAdy an-tranoGeorges AndriamanantenaMpampitohy (fitsipiteny)Fivavahana eto MadagasikaraTetiandro gregôrianaTodyMarovatoRepoblika Fahefatra (Madagasikara)ZavaboaryAhidamboGregôrio IXPio XFanonganam-panjakana7 MartsaFiteny kazàka2 DesambraTorkiaKabary am-panambadianaJodaismaFokom-pirenen' i IsraelySilamoAnjara (finoana)Fiteny nepaleyMerinaElefantaMalagasy (vahoaka)WikibolanaAfrikaJohannes GutenbergSaryAntemoroFiteny hebreo1188Maaniany (vahoaka)Fiteny latinaMounir Aziz DaoudAngatra (aretina)Norwegian Missionary SocietyBokin'i HenokaKôngô-BrazzavilleBaskin-RobbinsEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Adolf HitlerFiteny pôlôneyAlahasatyGanàFahagaganaFomban-drazanaTanyTazomokaLahatra (finoana malagasy)Dox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)20 SeptambraBielôrosiaMatoantenyFokom-pirenen' i DanaTsirinteny sara-droaHagaraRepoblika Demôkratikan' i KôngôAndriamasinavalona🡆 More