Siberia

I Siberia dia faritra midadasika mahafaoka ny tapak’ i Rosia ao Azia, feran’ ny tendrombohitra Oraly ao andrefana, ny Ranomasimbe Arktika ao avaratra, ny Ranomasimbe Pasifika ao atsinanana ary i Sina sy i Môngôlia ary i Kazakstàna ao atsimo.

Marikitra ny 13 100 000 km2 ny velarany sady onenan’ ny olona miisa 35 000 000 any ho any.

Siberia
Siberia
Tontolon' ny zavamaniry taiga any Siberia

Jereo koa

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

Tags:

AziaKazakstànaMôngôliaRanomasimbe ArktikaRanomasimbe PasifikaRosiaSinaTendrombohitra Oraly

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Loka NobelFanagasianaFilazam-potoana hoavyGoogleSamboAntanosyFiteny pôlôneyAdy an-tranoFanasan' ny TompoLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyLiberiaZairaKatroAmbohimangaFiraisana ara-nofo11 AprilyMôsikaoRaki-pahalalanaFirenena MikambanaFahavaratraWAljeriaKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaSaryArktikaFanandroanaFiteny sakalavaVoanihoFanahy MasinaVoromailalaWayback MachineMenalambaFiompianaAntesaka20 SeptambraBob KhannaFiainana ara-panahyAndron'ny Tany16 DesambraJobilyFiteny frantsayCurrent eventsMasikoroBibilavaAlarobia2012Nekô IIVaryFifohazana (kristianisma malagasy)Kaody baraDiamangaHolger StanislawskiTetiandro gregôrianaTestamenta TalohaTsinyFisoronana sy fanalana vintanaFokom-pirenen' i SimeônaEpistily ho an' ny RômanaAsorotanyAlan TuringZafisoroFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyLondon Missionary SocietyEkiomenismaAlahamadyAbdellatif FellainiFaritra Atsimo-AtsinananaFamadihanaLahatraRepoblikan' i KôngôRadama IIFiarahamoninaMpisolo tena (fitsipiteny)Fiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)🡆 More