Indôsina

I Indôsina dia faritra eto amin' izao tontolo izao, izay tsy iza fa ny sakanosy eo anelanelan' i India sy i Sina, izay mahafaoka an' i Birmania (na Mianmara), i Tailandy, ny saikanosy Malacca, i Kambôdia, i Laôsy ary i Vietnamy.

Raha afintina ny hevir' io teny io dia tsy manondro afa-tsy i Kambôdia, i Laôsy ary i Vietnamy, izay nantsoina hoe "Indôsina frantsay" teo anelanelan' ny taona 1893 sy 1954. Ny hoe "Indosina britanika" koa dia nampiasaina hanondroana an' i Birmania tamin' ny vanimpotoan' ny fanjanahan-tany. Ny helodranon' i Bengaly sy ny ranomasin' i Andamàna ary ny andilan-dranomasin' i Malacca ao andrefana, ary ny tapany atsimon' ny ranomasin' i Sina no manodidina an' i Indôsina. Amin' ny heviny mivelatra kokoa dia manondro ny faritra an-taniben' i Azia Atsimo-Atsinanana, ny tapany atsimo amin' i Sina ary ny tapany atsinanana amin' ny zana-kôntinenta indiana ny hoe "Indôsina".

Indôsina
I Indôsina

Jereo koa

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

Tags:

Azia Atsimo-AtsinananaBirmaniaIndiaKambôdiaLaôsyMalaccaMianmaraSinaTailandyVietnamyZana-kôntinenta indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FiarahamoninaAdaoroBenito MussoliniFahasalamana1200PersiaHarin-karena faobeAndriamasinavalonaFilazantsara araka an' i MarkaDokuWikiNelson MandelaBokin' ny SalamoZavakantoFivavahan-drazana malagasyFanahy MasinaSampan-teny21 MeyFady (malagasy)Fanonganam-panjakanaPôlinezia FrantsayNosin'ny PaskaKristianisma eto MadagasikaraFiteny katalànaBaolina kitraRy Tanindrazanay malala ôRivodoza1035SoavalyRanoHosodokoMpampiankin-teny2016BetelaTononkira FanaperanaAmerika AtsimoIndiaVikingy (vahoaka)1888AlemainaAdy an-tranoTôngaFandriam-pahalemanaMatoatoaFitsipi-pitenenanaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Apôlinariôsy avy any LaôdikeaRanavalona ISaryEkoadôraAlakaosyFiteny aromanianaToetanin-jana-pehin-tanyFifohazana (kristianisma malagasy)SeptambraFisaraham-pahefanaApôstôly roa ambin' ny foloEspainaFambolenaAurangzebOnjan-dranoLisitr' ireo mpanjaka merinaQotbabadMontanaAbidy grikaHajjiabad, HormozganPaskaRadama IIFidangan' ny vidim-piainana1942Baiboly katôlikaLimaAndrea ArnoldKameronaFamoronana (finoana sy fedrà)Hypertext Markup LanguageSimia🡆 More