Tsinambolana Lonaka

Ny Tsinambolana Lonaka dia ny faritra ao Atsinanana Akaiky misy tany azo volena noho ny fananany toetany manorana, ka ireto ny mamaritra azy: ny tany efitr' i Siria ao atsimo (ny ampahany avaratra amin' ny tany efitr' i Arabia), ny Ranomasina Mediteranea ao andrefana, ary ny tendrombohitra Taorosy sy Zargosa ao avaratra sy ao atsinanana.

Mamakivaky an' i Israely ankehitriny, an' i Palestina, an' i Siria, an' i Libàna, ny faritra antsimo-atsinanana amin' i Torkia, ny faritra avaratra sy atsinanana amin' i Iràka, ary ny sisin-taniny andrefan' i Iràna. Tamin' ny taona 1916 no nampiasan' ilay arkeôlôga James Henry Breasted io teny io (anglisy: Fertile Crescent) satria miendrika volan-tsinanana (anglisy: Crescent) ilay faritra.

Tsinambolana Lonaka
Sarin-tanin' ny Tsinambolana Lonaka nataon' i James Henry Breasted tamin' ny taona 1916.

Jereo koa

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaràm-paritra hafa ao Azia

Tags:

Atsinanana AkaikyIràkaIrànaIsiraelyLibanaPalestinaRanomasina MediteraneaSiriaTandavan-tendrombohitra TaorosyTorkia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Java AndrefanaJesoa ara-tantaraGineaVanim-potoana kristianaEpistily ho an' ny HebreoAlakaraboFaritra AtsinananaVahao ny OlokoTahitiMarumsco, VirginiaAntônio de Oliveira FilhoIsraelyJônà (mpaminany)1964Epistily voalohany ho an' ny KôrintianaAdolphe ThiersEjipta tamin'ny Andro TalohaLarreule, Pyrénées-AtlantiquesJohn MajorFanekem-pinoana apôstôlikaAppleAntambahoakaJesoa araka ny silamoHerinandroCharles XIV John an'i SoedaAraraquaraHypertext Markup LanguageFiteny malagasyFaritra SavaFiangonana Loterana MalagasyLalao OlimpikaArdècheCarl Gustav JungDiana, Andriambavin'i ValesaFady (malagasy)Fiteny litoanianinaSikidy malagasyRanomasina MediteraneaFampielezan-kevitraPaul GascoigneBaiboly amin' ny teny malagasySahih al-TirmidhiRadama VoalohanyHaranita-tsaina voatrolombelonaKafe (maniry)Joko WidodoJames RumbaughBogotáFandraisanaWordPressIbn MajahEsenianaKatsaka1937Samuel Jacob KleinFatidraRanomasimbe IndianaTsinyRSSBatisaFrantsaAnjelyFiteny jeôrjiana🡆 More