Ranomasimbe Indiana

Ny Ranomasimbe Indiana dia nantsoina hoe Ranomasimbe Atsinanana na Ranomasin' i India taloha.

Ny Ranomasimbe Indiana dia nantsoina hoe Ranomasimbe Atsinanana na Ranomasin' i India taloha. Manana velarana 75 000 000 km² izy ary voafaritr' i India sy i Pakistan ary Iran any avaratra; iBirmania, i Tailandy, i Malezia, i Indônezia ary iAostralia any atsinanana; ny Ranomasimbe Antarktika any atsimo ary i Afrika sy ny Saikanosy Arabo any andrefana.

Ranomasimbe Indiana (Tanzania)

Ireo nosy ao amin' ny Ranomasimbe Indiana

  • ny nosy Madagasikara
  • ny tamba-nosy Kômôro
  • ireo nosy Seychelles
  • ny nosy La Réunion
  • ny nosy Maorisy
  • ny nosy Rodrigues (miankina amin'ny nosy Maorisy)
  • ireo nosy miparitaka : Bassas da India, Europa, Glorieuses, Juan de Nova ary Tromelin
  • Diego Garcia, tany anglisy any amin'ny ranomasimbe Indiana ao amin'ny tamba-nosy Chagos
  • ireo nosy Maldives
  • Sri Lanka
  • ny tamba-nosy Andaman sy Nicobar, tan'ny Union indienne
  • ny nosy Christmas, tan'i Aostralia
  • ireo nosy Cocos, tan'i Aostralia
  • ireo nosy indoneziana manaraka ny moron'ny nosy Sumatra : Banyak, Simeulue, Nias, Mentawai, Enggano, sy ny moron'ny nosy Java : Deli, Tinjil, Kambangan, Sempu.

Ao koa ireo nosy izay ao anatin'ny Terres australes et antarctiques françaises :

  • ny nosy Amsterdam sy ny nosy Saint-Paul,
  • ny tamba-nosy Crozet,
  • ny tamba-nosy Kerguelen (antsoina ihany koa hoe îles de la Désolation).
Ny ranomasimbe
 
Arktika
 
Atlantika
 
Antarktika
 
Indianina
 
Pasifika

This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Ranomasimbe Indiana, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wikimedia Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wikimedia Foundation.

In other languages:

/** SHOW / HIDE SECTION**/function mfTempOpenSection(getID) {var x = document.getElementById("mf-section-"+getID); if (x.style.display === "none") { x.style.display = ""; } else { x.style.display = "none"; }}