Java Andrefana

I Java Andrefana, na Jawa Barat amin' ny teny indôneziana ary Jawa Kulon amin' ny teny sondaney, dia faritany any Indônezia ao amin' ny nosy Java.

I Bandung no renivohiny. Mamaritra ity faritany ity ao avaratra ny faritra manokan' i Jakarta sy ny Ranomasin' i Java, ao atsinanana ny faritanin' i Java Afovoany, ao atsimo ny Ranomasimbe Indiana, ary ao andrefana ny faritaninin' i Banten.

Java Andrefana
Java Andrefana
Java Andrefana
Ireo faritany ao Java Andrefana

Fizaràm-paritra

I Java Andrefana dia misy kabupaten (fizaràn' ny faritany) miisa 17:

  • Bandung (Soreang)
  • Bandung occidental (Ngamprah)
  • Bekasi (Cikarang)
  • Bogor (Cibinong)
  • Ciamis (Ciamis)
  • Cianjur (Cianjur)
  • Cirebon (Sumber)
  • Garut (Garut)
  • Indramayu (Indramayu)
  • Karawang (Karawang)
  • Kuningan (Kuningan)
  • Majalengka (Majalengka)
  • Purwakarta (Purwakarta)
  • Subang (Subang)
  • Sukabumi (Pelabuhan Ratu)
  • Sumedang (Sumedang)
  • Tasikmalaya (Singaparna)

sy kota (tanàna lehibe) miisa 9:

  • Bandung
  • Banjar
  • Bekasi
  • Bogor
  • Cimahi
  • Cirebon
  • Depok
  • Sukabumi
  • Tasikmalaya

Tags:

BandungFiteny indônezianaFiteny sondaneyIndôneziaJakartaJavaJava AfovoanyRanomasimbe IndianaRanomasin' i Java

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VazimbaTestamenta TalohaKapveraSoratra MasinaFaritany eto MadagasikaraFehezantenyTaratasin' i LentolosyQaemiyehLaîkaBola (jeômetria)Lahatra (finoana malagasy)Evanjely grikan' ny EjipsianaBetsileoHeresiôlôjiaFaritra SofiaSão PauloOlombelonaSaonjoTanyRanoIaldabaôtaApôkalipsy Gnôstikan' i PeteraTetiandroOva-matoantenyGazetyFlavio GiojaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraRavalomanana MarcFiendrika sy fitodikaTendrombohitra roa ambin' ny folon' ImerinaPentateokaSomatraDavida (mpanjaka)AzerbaijànaMediaWikiKôntinentaPneomatôlôjiaBob DylanQFasismaCurrent eventsFilazantsara araka an' i LiokaMetôdiôsy avy any Ôlimpôsy1963Isa voasainaÔbadiaMozika malagasyRuhollah KhomeiniMpanoritraPatrick EbertMartioraFaritra Atsimo-AndrefanaKilamba-KiaxiBatismaPisaTohu wa-BohuAterinetoSampan-tenyEndolzansy(103906) 2000 DJ58Kisarisary ÔfitaFanavakavaham-bolon-koditraRajoelina AndryAleksandra LehibeGeorges AndriamanantenaFiteny bielôrosianaRio de Janeiro (tanàna)Abdellatif Fellaini🡆 More