I Java Afovoany, amin' ny teny indôneziana Jawa Tengah, dia faritany iray any Indônezia.
Mamaritra azy avy ao atsinanana ny faritanin' i Java Andrefana, ao avaratra ny Ranomasin' i Java, ao atsinanana ny faritanin' i Java Atsinanana, ary ao atsimo fari-tany manokan' i Yogyakarta sy ny Ranomasimbe Indiana. I Semarang no renivohiny. Ny tanàna faharoa ao amin' io ofaritany io dia i Surakarta, izay misy ny lapa-mpanjaka.
Misy kabupaten (fizaràn' ny faritany) miisa 29 ny ao Java Afovoany, ka ireto avy izany:
ary misy kota (tanàna lehibe) enina, dia ireto:
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Java Afovoany, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.