Faritra Sofia

Ny Faritra Sofia dia faritra any avaratra-andrefana amin' i Madagasikara ao anatin' ny faritanin' i Mahajanga, mizara sisintany amin' ny faritra Boeny amin' ny tapany andrefana, avatra mizara amin' ny faritra Diana ary atsinana dia mizara amin' ny faritra Alaotra-Mangoro.

Faritra Sofia
- Faritra Sofia
Fianarana no lova tsara
Firenena Faritra Sofia Madagasikara
Faritany Mahajanga
Renivohi-paritra Antsohihy
Distrika 7
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 52 504 km2
Isam-ponina 940 800 mpo.
Hakitroky ny mponina 17,92 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany 14,52 47 Atsimo
Laharan-jarahasina 47.59 15 Antsinana

Ny renivohitr' io faritra io dia Antsohihy, misy mponina miisa 940 800 tamin' ny taona 2004, ary mirefy 52 504 km2 ny velarany. Misy distrika 7 ary manana kaominina 108 izy.

Ny renirano antsoina hoe Sofia ao amin'io faritra io no nanome azy ny anarany.

Jeôgrafia

Ny faritra Sofia dia valahan' ny sahan-drano avaratra-andrefana sy ny afovoantan' i Madagasikara. Manana velarana mirefy 52 504 km2 ary mponina 940 800 eo. Any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' ny disitirikan' i Mandritsara dia tena ahitana orana matetika.

Tantarany

Faritra Sofia dia faritra ipetrahan' ireo foko tsimihety,

Fitsinjarana

Mitsinjara toy izao manaraka izao ny disitrika sy ny kaominina ao amin' ny faritra Sofia:

Toekarena

Ny ala sy ny harena voajanahary

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna


Faritra Sofia 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Faritra Sofia JeôgrafiaFaritra Sofia TantaranyFaritra Sofia FitsinjaranaFaritra Sofia ToekarenaFaritra Sofia Ny ala sy ny harena voajanaharyFaritra Sofia Jereo koaFaritra Sofia Rohy ivelanyFaritra SofiaAlaotra-MangoroAntsohihyFaritanin' i MahajangaFaritra BoenyFaritra DianaFaritra eto MadagasikaraKaomininaMadagasikaraMponina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Vanin-tenyHiram-pirenenaTestamenta TalohaRafi-pitantanam-piangonanaFanambaràna ny hevitry ny nofySatorinaAdy Lehibe FaharoaVoanihoNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraSMOTIGJiosyBill ClintonPressyLiberiaRazana (finoana malagasy)Bokin' i IsaiaNekao IIAdolf HitlerMarc RavalomananaAntankaranaSakalavaSakafo malagasyOmbyAndrokaTantara ny Andriana eto MadagasikaraBaskin-RobbinsMpisolo tena (fitsipiteny)RainisoalamboAterinetoMediaWikiFiangonana Loterana MalagasyPoaceaeRadama IIGidroIndôneziaTalataSamsônaFaritra AnosySômaliaMpisolo manontanyVoromailalaLoteranismaSamgaraFiteny soedoàFiteny anglisyAlohotsySihanaka16 DesambraDiamanga1971Faritra Atsimo-AndrefanaFirenena MikambanaJohann Balthasar NeumannSøren KierkegaardElefantaMôralyGregôrio IXVolafotsyHavatsa-UPEMFrank ZappaWayback MachineRavelonjanaharyBokyFokom-pirenen' i RobenaVazimbaEpifaniaTanyFanjanahantanySiansaHartford, ConnecticutFahazavanaAnamalaho🡆 More