Faritra Bongolava

Ny Faritra Bongolava dia anisan' ireo faritra 23 mandrafitra ny firenena malagasy.

Faritra Bongolava
- Faritra Bongolava
Fianarana no lova tsara
Firenena Faritra Bongolava Madagasikara
Faritany Tsiroanomandidy
Renivohi-paritra Tsy fantatra
Distrika Miisa
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 18 982 km2
Isam-ponina 674 474 mpo.
Hakitroky ny mponina Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "" tsy fantatra mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ao anatin' ny faritanin' Antananarivo teo aloha no misy azy. Distrika roa no mandrafitra ny Faritra Bongolava, dia ny Distrikan' i Tsiroanomandidy (renivohitry ny faritra) sy ny Distrikan' i Fenoarivobe. Ny Faritra Betsiboka, Melaky, Menabe, Vakinankaratra, Itasy ary Analamanga no mamaritra azy.

Faritra Bongolava
Tsiroanomandidy

Pôlitika

Tamin' ny Repoblika voalohany dia tao anatin' ny Fileovan' Itasy no nisy ny faritr' i Bongolava. Rehefa niova ny rafitry ny fitsinjaram-pahefana, tamin' ny Repobika faharoa, dia isan' ireo fivondronana 19 mandrafitra ny Faritanin' Antananarivo, ireo distrika roa, Tsiroanomandidy sy Fenoarivobe. Ankehitriny, tamin' ny fametrahana ireo faritra 23 eto Madagasikara, dia natsangana ho faritra i Bongolava ka i Tsiroanomandidy no renivohitr' izany. Ny lehiben' ny faritra dia i Jean Claude Rabarijaona.

Toekarena

Ny faritra Bongolava dia isan' ny faritra mivelona amin' ny fambolena sy fiompiana. Isan' ny mpamatsy ny renivohitr' i Madagasikara izy eo amin' ny lafiny vary, katsaka. Raha ny fiompiana kosa no asian-teny, dia ny fiompiana omby no mampalaza azy indrindra. Ao Tsiroanomandidy rahateo no misy ny tsenan' omby lehibe indrindra eto Madagasikara. Saika miondrana ao Antananarivo avokoa moa ireo omby ireo.

Mponina

Faritra azo sokajiana ho faritry ny mpifindra monina iny tapany andrefana amin' ny faritanin' Antanaanrivo teo aloha iny. Tsy mahagaga raha hita ao Tsiroanomandidy avokoa ireo foko 18 misy eto Madagasikara.

Distrika ao amin' ny Faritra Bongolava

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Rohy ivelany

Tags:

Faritra Bongolava PôlitikaFaritra Bongolava ToekarenaFaritra Bongolava MponinaFaritra Bongolava Distrika ao amin ny Faritra Bongolava Jereo koaFaritra Bongolava Rohy ivelanyFaritra Bongolava Rohy ivelanyFaritra BongolavaAnalamangaDistrikan' i TsiroanomandidyDistrikan'i FenoarivobeFaritanin' AntananarivoFaritra BetsibokaFaritra ItasyFaritra VakinankaratraFaritra eto MadagasikaraMelakyMenabe

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1782Fiangonana Loterana MalagasyMediaWiki16271278Aostralia AtsimoMariôlôjiaIndôneziaVondrona EorôpeanaOgaritaLôndônaFiteny javaneyIndiaVictoire RasoamanarivoJoany ApôstôlyAndriamanitra ao amin' ny kristianismaSilamoFaritra eto Madagasikara875Fiteny kanadaHindoisma756Fiteny hindỳFanandroana1200Testamenta VaovaoAndriamanitra (tokana)Anjara (finoana)RasoherinaVladimir Grigoryevich FyodorovNagoyaPalaôFiteny kreôly haisianinaVolana (fotoana)Kserksesy IITany1387DemôkrasiaMohammad Ali Amir-MoezziAtidohaEôna (gnôstisisma)Miandrandra1829GurgaonWinsted, ConnecticutSaryFiteny lôryFiteny indônezianaWuhanFifohazana SoatanànaFamonjenaAviavyAndriamanitra RayJohn BerryFandriam-pahalemanaFiteny grikaAleksandria260KaokazyRanavalona IIIFiarahamoninaMeriden, ConnecticutFady (malagasy)Metôdiôsy avy any ÔlimpôsyTerence HillFarihy Tritriva682Dustin HoffmanFriedrich NietzscheThomas DewarLinton HopeVintana (finoan-drazana malagasy)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika🡆 More