Faritra Vakinankaratra

Ny Faritra Vakinankaratra dia anisan' ny faritra telo ambin' ny roapolo an' i Madagasikara.

Faritra Vakinankaratra
- Faritra Vakinankaratra
Fianarana no lova tsara
Firenena Faritra Vakinankaratra Madagasikara
Faritany Antananarivo
Renivohi-paritra Antsirabe
Distrika 7
Lehiben'ny faritra Andriamasimanana Samuel Bertin
Fianarana no lova tsara
Velarantany 16 599 km2
Isam-ponina 1 803 307 mpo.
Hakitroky ny mponina 108,64 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Any atsimon' ny Faritanin' Antananarivo no misy azy, eo anivon' ny Nosy. Ny renivohiny dia Antsirabe.

Faritra Vakinankaratra
Antsirabe

Tantara

Ny fanjakana Vakinankaratra, fantatra amin' ny anarana hoe ny Fanjakan' Andrantsay dia voaforon' Andrianony tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-17, Andrantsay dia andriana avy any Alasora, any atsimon' Antananarivo. Nandritry ny ela, ny fanjakan' Andrantsay dia any Fivavahana, any amin' ny faritanin' i Betafo. Ny anara-mponina nentiny tamin' izany fotoana izany dia "Betsileo", anarana ho entin' ny mifanila aminy any atsimo. Ny tampon-tanjaky ny Fanjakan' Andrantsay dia mety tany amin' ny taonjato faha-18 tany ho any. Ny fianjadiany dia nivelatra hatrany Menabe Sakalava, nihetsika noho ny fihetsehan' ny andriany ny mponina. Ny mpanjaka lehibe an' Andrantsay dia Andriamanalinarivo, teo an-tseza tamin' Andrianampoinimerina, miaraka amin' ny andriana Radama nanomboka ny ady tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-19. Hatrizay, ao amin' ny Fanjakana merina ny fanjakan' Andrantsay, ary Vakinankaratra no anarany vaovao. Isan' Imerina enin-toko izy nanomboka tamin' Andrianampoinimerina (1787-1810), ka ny fizaràna dimy hafa Avaradrano, i Vakinisisaony, i Marovatana, Ambodirano, ary i Vonizongo.

Tamin' ny andron' ny fanjanahantany, nafindra tany Antsirabe ny renilaka, lasa tanàna manan-danja fantatra amin' ny hatsiaka ny toe-taniny sy ny toetran' ny ranony.

Jeôgrafia

Ny faritra Vakinankaratra dia voazara kaominina 26 sy distrika enina :

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Tags:

Faritra Vakinankaratra TantaraFaritra Vakinankaratra JeôgrafiaFaritra Vakinankaratra Jereo koaFaritra Vakinankaratra Rohy ivelanyFaritra VakinankaratraAntsirabeFaritanin' AntananarivoFaritra eto MadagasikaraMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tontolo iainanaFiteny anglisyEorôpaFifohazana SoatanànaBetsimisarakaRatsiraka DidierPartiaHowlongFitombenanaKômonismaAntoko pôlitika malagasy1960KapreôloAdizaozaFiraisana ara-nofoHerinandroFiteny tiorkaFiteny bielôrosianaTsy feteza-matyBokin' i MôrmônaVarimbazahaSiansaISO 4217ArmeniaFanatontoloanaCharles Paul WilpFiteny baskiraIsle, MinnesotaFiteny bantoTantaran'i MadagasikaraSalamo faha-50Faribolana Sandratra(44494) 1998 WD41IndiaEspírito Santo do Turvo(117625) 2005 EN118Andriandranando (foko)Sepp MaierJapàna500Jürgen KloppAmerika LatinaFilazantsara araka an' i JoanyDr. AlbanDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AsorotanyMpanoritraWordPressFiteny asameyRasoherinaPearl CityAnganoHenri RatsimbazafyAndré BarsacqHigashimurayamaNahomaVazaha eto MadagasikaraFilazam-potoana lasa tsotraFiteny frantsayVolaJesoaTendrombohitra GarizimaHaitỳPhilip GröningCharles RabemananjaraVictoire RasoamanarivoJavier Saviola1928MInjenieraFameno (fitsipiteny)MalaccaWayback Machine🡆 More