Faritanin' I Toamasina

Ny Faritanin' i Toamasina dia iray amin' ireo faritany enina eto Madagasikara, izay manana velarana 71 911 km2.

Misy mponina miisa 3 438 275 io faritany io tamin' ny taona 2011. Ny tanànan' i Toamasina no renivohiny.

Faritanin' I Toamasina
Faritanin' i Toamasina
Faritanin' I Toamasina
Faritra ao amin' ny Faritanin' i Toamasina

Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy voahaja aza izany. Misy faritra miisa telo ny ao amin' ny Faritanin' i Toamasina, dia ireto avy:

Faritanin' I Toamasina
Distrika ao amin' ny Faritanin' i Toamasina

Misy distrika miisa valo ambin' ny folo ny ao amin' ny Faritanin' i Toamasina, dia ireto avy:

Jereo koa

Faritany eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Tags:

Faritany eto MadagasikaraMadagasikaraToamasina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fidangan' ny vidim-piainanaWikipediaIsraelyJesoaToniziaFiteny samôrôRanavalona IMesôpôtamiaAndrianaFahefana mpanao lalànaFahaleovantenaGambiaFifandraisan-davitraSamuel RatanyAotrisyMalagasy (vahoaka)SekolySoavalyFanandroana malagasyFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaAbkaziaNosin'ny PaskaHaisoratraOlombelonaKinshasaAbbasabad, MazandaranTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôQotbabadSaryFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFanonganam-panjakanaFahefana Avon' ny TetezamitaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraChah BaharVoronaFisaraham-pahefanaFilazantsara araka an' i MarkaFiainana aorian' ny fahafatesanaTranombakokaSikidy malagasyAlahamadyISO 3166-1KolontsainaTrondroItaliaAbidy grikaAljeriaJodaismaKalsiômaAmbitsyRalaimongo JeanPalmdale, KaliforniaFiteny malagasyFiraisana ara-nofoFiteny iraniana439Antom-pisian'ny olonaISO 4217Ranavalona IIIFampihorohoroanaBaolina kitraHasanabad, ReyPôlitika eto MadagasikaraFamadihanaFiteny tiorkaBetsimisarakaTromba9 MartsaMatyFanambadiana1927Slôvakia🡆 More