Faritra Alaotra-Mangoro

Ny Faritra Alaotra-Mangoro dia faritra any andrefana amin' ny faritanin' i Toamasina.

Faritra Alaotra-Mangoro
- Faritra Alaotra-Mangoro
Fianarana no lova tsara
Firenena Faritra Alaotra-Mangoro Madagasikara
Faritany Toamasina
Renivohi-paritra Ambatondrazaka
Distrika Tsy fantatra
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 31 948 km2
Isam-ponina 1 112 550 mpo.
Hakitroky ny mponina 34,82 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany 17°49′48″ Atsimo
Laharan-jarahasina 48°25′48″ Atsinanana

Mizara sisintany amin' ny faritra Sofia any avaratra, faritra Analanjirofo any avaratra-atsinanana, faritra Atsinanana any atsinanana, faritra Vakinankaratra any atsimo-andrefana, ary ny faritra Betsiboka any avaratra-andrefana. Ny renivohitr' io faritra io dia Ambatondrazaka, ary ny isan' ny olona miaina any ao amin' io faritra io dia misy 1 112 550 tamin' ny taona 2008. Ny velaran' ny faritra Alaotra-Mangoro dia 31 948 km2.

Faritra Alaotra-Mangoro
Andasibe

Dimy ny isan' ny distrika ao amin' ny faritra Alaotra-Mangoro, ary 79 no isan' ny kaominina. Ffaritra mahavoka-bary mamantsy an' i Madagasikara iray manontolo, sopitr' i Madagasikara izy, ao koa ny hazandrano besisika.

Ireto ireo distrika 5 ao amin' ny faritra

Jereo koa

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna


Tsiahy

Tags:

AmbatondrazakaFaritanin' i ToamasinaFaritra AnalanjirofoFaritra AtsinananaFaritra BetsibokaFaritra SofiaFaritra VakinankaratraFaritra eto MadagasikaraKilometatra efa-mira

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Jerosalema Andrefana1855Paoly (apôstôly)VoronaTôngaAzia andrefanaFiteny frantsayFiteny samôrôAndrianaDemonyMpandrindra milinaDanemarkaZavakantoAljeriaEkoadôraFanavakavaham-bolon-koditraAngleteraSeptambraOpera1997AmbohimangaBaiboly katôlikaTesalônikaTantaraFiangonana Loterana MalagasyMontanaJapànaFady (malagasy)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)ZairaRivodozaPaskaTeôlôjiaFanenomanaFiteny grikaAberdeen, South DakotaAurangzebFrantsaFandriam-pahalemanaKristianisma eto MadagasikaraLisitry ny firenenaKabary famangianaBirikyEglizy katôlika rômaninaAndrianampoinimerinaEorôpaKabary am-panambadianaTononkaloTrinite24 FebroaryToliaraMediaWikiMusianAbbasabad, MazandaranPontianakFahefana mpanatanterakaIrànaKabary tera-baoAmbitsyBaraTsipi-panohizanaFanahySaonjoLisitry ny filohan' i MadagasikaraFamadihanaAsabotsyRôma TalohaFiteny anglisyMatoantenyR439ZakaFitsipi-pitenenanaEtazonia🡆 More