Ranomasin' I Java

Ny Ranomasin' i Java , izay atao hoe Laut Jawa amin' ny teny indônezianaary Segara Jawa amin' ny teny javaney, dia ranomasina ao amin' ny Ranomasimbe Pasifika, eo anelanelan' ny nosin' i Java ao atsimo sy ny tendro atsimon' i Bôrneô ao avaratra ary i Somatra ao andrefana.

Ranomasin' I Java
Toerana misy ny Ranomasin' i Java
Ranomasin' I Java
Ranomasin' i Java

Marivo io ranomasina io satria 67 m monja ny lalina indrindra. Mifandray amin' ny Ranomasin' i Sina Atsimo izy amin' ny alalan' ny andilan-dranomasin' i Karimata sy amin' ny Ranomasin' i Celebes (na Ranomasin' i Sulawesi) amin' ny alalan' ny andilan-dranomasin' i Makassar. Toerana be trondro ny Ranomasin' i Java.

Tags:

BôrneôFiteny indônezianaFiteny javaneyJavaRanomasimbe PasifikaRanomasinaSomatra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rajoelina AndryAngatra (aretina)Ferber EnterprisesZakaiosyAlahamady1971VoantenyHaifisaina sy hetsi-poFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraRalamboHasina (zavamaniry)AndriamasinavalonaGoogleMustafa Kemal AtatürkFanjakana MitambatraBaiboly katôlikaFiteny malagasyDokuWikiZafindraony (hira)26 OktobraDistrikan'Antananarivo-AtsimondranoSandam-bolaFilazantsara araka an' i MarkaBokin' ny FitomanianaTanalaOhabolanaSampan-teny23 DesambraLisitry ny gazety ao MadagasikaraHawaiiBaraFiangonana zandrinyHasina (hery tsy hita maso)FanahyOsama Bin LadenFiteny bolgarianaKafe (fisotro)FandraisanaWiki FoundationMikhail GorbachevMarc RavalomananaFaritra MelakyDidy FoloAdy an-tranoEpistily ho an' ny RômanaAbdellatif FellainiFifandraisan-davitraFiteny bezanozanoAsorotanyKabaryTeôlôjiaFiteny anglisyFanjakan' ImerinaKinshasaX-SAMPAEglizy katôlika rômaninaDanemarkaAndriamanitra (tokana)MediaWikiTetiandro litorjika kristianaFisoronana sy fanalana vintanaArkanjelyTsimihetyAmerika AtsimoWiki CommonsZavakantoTrombaAdizaozaFilazantsara araka an' i JoanyKabary tera-baoNy AntsalyFambolenaBararataBaiboly amin' ny teny malagasy🡆 More