Mpaminany Jônà

I Jônà na Jônasa dia mpaminanin' i Israely voaresaka ao amin' ny Baiboly.

Nirahin' Andriamanitra hampitandrina ny mponina tao Ninive renivohitr' i Asiria ny amin' ny handringanana azy ireo noho ny fahatezeran' Andriamanitra izy nefa niondrana an-tsambo nandeha lalan-kafa. Saika rendrika ny sambo ka natsipy any an-dranomasina izy. Trondro lehibe iray no nitelina azy ka nitoetra tao tanatin' ny hateloana izy ka rehefa tafavoaka avy ao dia nanatanteraka ny iraka nampanaovina azy. Nibebaka ny mponin' i Ninive ka namindran' Andriamanitra fo. Noho i Jônà tsy faly noho izany dia nampahalalain' Andriamanitra azy ny fijalian' ny olona tsy mahazo indra fo.

Mpaminany Jônà
Mitory teny amin'ny mponin'i Ninive i Jona, nataon'i Gustave Doré, taona 1866.

I Jônà no olona ifantohan' ny tantara ao amin' ny Bokin' i Jônà ao amin' ny Baiboly.

Ny anarany

Amin' ny teny hebreo dia atao hoe יונה / Yonah i Jônà.

Jereo koa

Mpaminany lehibe:

Mpaminany madinika

Tags:

AsiriaBaibolyMpaminanin'i IsraelyNinive

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Afrika Atsimo1793W1835361974ArrigasTsinyLoveland, ColoradoMeyLisitry ny filohan' i Madagasikara1951OkrainaFiainanaWilliam Rowan HamiltonRa3 JanoaryAntankaranaFitodika sehatra1992AntalaotraNestléAdaoro1848Sikidy malagasyGTerakaSalamo faha-22KAfrika AtsinananaFiteny bengalyMofo atodyWayback MachineFilôzôfiaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)MasqatFihavananaRanomasimbe ArktikaJiosyMpampiankina (fitsipiteny)HaitsikerafitenyLéonard de VinciAlahamadyCommonwealth ny firenena mahaleotenaFiteny kikôngôBarselonaMpandrindra milinaFihafanan'ny tanyGabriel García MárquezRômaOhioBiby1970Manhasset Hills, New York19591Angatra (aretina)Fitodika iharanaOgandaSingaporoTsimihety1928Ranomasin'i ArabiaBazaChristopher WrenTantaran' i MadagasikaraKeanu ReevesEAlemainaRyeArdècheSan-MarînoDanemarkaRepoblika Demôkratikan' i KôngôOvy🡆 More