Mofo Atody

Mofo atody : mofo

  • Zavatra ilaina : atody 4, siramamy 8 sotro (c.à.soupe), tsongo-tsira 2, farine 1/2kg, lévure 1 sachet pour 1/2kg farine, ronono kely.
  • Kapohina miaraka ny atody, siramamy, sira. Rehefa avy eo de arotsakindry ao ny farine efa nafangaro mialoha tamin'ny levure. arotsakindry @ zay ny ronono kelikely fotsiny fa manjary matsora lotra ny pate.

Endasindry aminy zay, mila menaka betsabetsaka le izy, atao mafana be. Bataina aloha rehefa handrotsaka azy de rehefa tafiditra daholo dia averina @ fatana. Tandremo sao may a.

Dia mazotoa e.

Rohy ivelany

Tags:

Mofo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FamadihanaVary28 MartsaTorkiaMpampiankinaFahefana Avon' ny TetezamitaMaaniany (vahoaka)Oram-panalaFiompiana1188TrombaTenim-pinoanaFiteny ingrianaFirenena MikambanaMpisolo manondroRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)1901FaditraFilazantsara araka an' i MatioFiteny indônezianaSokajin-tenyIsaia (mpaminany)2012FahaleovantenaAntandroyZazavavindrano16 DesambraVolanaISO 4217Hartford, ConnecticutFilazantsara araka an' i LiokaFaritra Atsimo-AndrefanaRazana (finoana malagasy)Paul CézannePrôtestantismaBill ClintonAbidy latinaRepoblika Demokratika MalagasyFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaTerakaTongolo gasy1862EtazoniaBetsimisarakaFanandroana malagasyVy Vato SakelikaJean-Joseph RabeariveloLisitry ny filohan' i MadagasikaraFrantsaAntiôkiaRova ManjakamiadanaAntankaranaLalànaPakistànaPio IVSatorinaBenoà XVAbrahama (patriarka)BaraFaritany eto MadagasikaraFokom-pirenen' i DanaWAkohoFivavahana eto MadagasikaraJônà (mpaminany)BetsileoIsmaelaBlaogy🡆 More