Ronono

Ny ronono dia sakafo ranoka miloko fotsy amboarin'ny biby mampinono vavy.

Ny ronono dia vokarin'ny fandranoka ao anatin'ny nono.

Siansa

Ny ronono dia ranoka fotsy, ny misy ao anatiny dia mety samihafa kely arakaraky ny karazana biby mampinono.

Fizika

Ny rononon'omby dia manana tahandanja 1,032. Haro fiharo ary mitsingilahila. Ny arakevitry ny rano dia fito ambin'ny valopolo isan-jato. Ny sisan'izay dia tavy (3,5-4,5%) ary tahantombo hafa toy ny gliokôzy, lipida, prôtida ary otrikanina, miaraka amina tahantombo mineraly toy ny kalsiôma, pôtasiôma, manganeza, kilaoro...

Simia

Ny pH dia somary marikivy (6,4 hatramin'ny 6,8 ho an'ny rononon'omby) mahery kelin'ny 7 ny pH an'ny rononon'olombelona (7,0-7,5). Mihamarikivy ny ronono rehefa mijanona elaela, satria lasa mivadika ho asidra laktika ny laktôzy.

Ronono 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Uniontown, AlabamaLitorjiaEpistily voalohany ho an' i TimôtyJeanette Epps1 NovambraIsraelyHasina (hery tsy hita maso)Luiz Inácio Lula da SilvaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i Madagasikara4 JonaBruyèresSabata (jiosy)2011Mahavavy AvaratraCarey, OhioEpistily ho an' ny HebreoJerosalemaWailly-BeaucampBurgoon, OhioTranonkalaMpiandry tsaraFanasan' ny TompoFototenyFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraBetsileoBerry-au-BacProvo, UtahVazimbaCommonwealth ny firenena mahaleotenaZambiaAntokon-kintanaAndrianampoinimerinaAlexeï Leonov1894Nur, IranBoky deoterokanonikaTambintenyNishapurOram-panalaTerakaOscar García JunyentAntefasyDoalisma (finoana)RoazodafyFiteny latinaTsovasa (vahoaka)Apôstôly roa ambin' ny foloBibyTantaran' i MadagasikaraAlandurNGC 5068DemôkrasiaGuelphFiteny kôpta sahidikaBokin' i HôseaPersepôlisyAngôvoJaulzy1971FanatontoloanaBroneyTobilehibeSakalavaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaFanabeazanaIsa voasainaBaiboly amin' ny teny malagasyNikodaRasendrasoaISO 4217Arthur HenfreyJiosyAzia🡆 More