Faditra

Ny faditra dia zavatra ratsy ahodin' ny sasany amin' ny tena na momba ny tonon' andro ka tokony ho sakanana na esorina amin' ny alanan' ny fanalana faditra.

Ny karazam-borona (toy ny akoholahy mena, ny akoho mainty tokam-bolo sns) na ny ondry mazava loha, na ny singa avy amin' ny zavamaniry (toy ny tapakazo, ny bozaka, ny ahitra) na zavatra hafa (toy ny orana, sns) dia azo ampiasaina hanalana faditra. Atao ny ala faditra raha toa ka misy zavatra mifanipaka, toy ny vintan' ny olona roa tsy mifanentana fa mifanohitra.

Jereo koa

Tags:

Fanalana faditraOndryVintanaZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NizeriaAfrika AfovoanyKolontsaina malagasyTalataFanalana faditraGordie Howe19 AogositraQFiteny soedoàErwin WurmMpampiankinaFanambadianaHasina (zavamaniry)James Dewey WatsonFilaza mandidyAdizaozaNevadaAntanosyTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesRy Tanindrazanay malala ôMpaminany lehibeKôràRepoblika Demokratika MalagasyCurrent eventsValve Corporation19821977Samuel RatanyFasismaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Ulan BatorDon TaylorHaifisaina sy hetsi-poParashaFiteny neerlandeyBokin' ny SalamoJakartaDistrika eto Madagasikara(101120) 1998 RO53KiboboEvanjelin' ny Roa ambin' ny FoloSikidy malagasyKônfirmasiônaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaRainay any an-danitraEpistily ho an' ny RômanaAmpiposahana (faritra)HabakabakaSaolyBernard Renau d'EliçagaraySeiselyAsidra dezôksiribôniokleikaMohammad Reza PahlaviAbraham TrembleyFiteny betsimisaraka avaratraMozika malagasyAdy MangatsiakaJodasyZôdiakaFiteny malaiô-pôlineziana andrefanaPoopy(104249) 2000 EQ136Thomas MannWikipediaAlahasatyFiteny antefasyRoger ByrneZanahary (finoan-drazana malagasy)🡆 More