Ezekiela

I Ezekiela dia mpisorona sy mpaminany tao Jerosalema resahina ao amin' ny Baiboly.

Nentina natao sesitany tany Babilônia niaraka tamin’ ireo Jiosy hafa avy any Jodà tamin’ ny fotoan’ ny Fahababoana, tamin’ ny andron’ i Dariosa Lehibe mpanjakan’ i Persia tany amin’ ny taonjato faha-6 tal. J.K.

Ezekiela
Ny mpaminany Ezekiela, nataon'i Peter Paul Rubens, taona 1609-1610.

Nofidin’ Andriamanitra ho mpaminany ho an’ ireo babo tany Babilôna sy ireo sisa tavela tao Jerosalema i Ezekiela. Nanomboka tokony ho tamin’ ny taona 597 tal. J.K. nandritra ireo taona faramparan’ ny Fanjakan’ i Jodà sady nifarana tamin’ ny 570 tal. J.K. ny asa faminaniany.

I Ezekiela dia ataon' ny lovantsofina jiosy ho nanoratra ny Bokin' i Ezekiela.

Ny anarany

Atao hoe יְחֶזְקֵאל / Yəḥezqē’l amin' ny teny hebreo i Ezekiela. Io anarana io dia midika hoe "Hankahery azy anie Andriamanitra".

Jereo koa

Mpaminany lehibe:

Mpaminany madinika

Tags:

BabilôniaBaibolyDariosa LehibeFahababoana tany BabilonaFanjakan'i JodàJerosalema (Andro Taloha)JiosyPersia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Al-ShahrastaniPersôna (teôlôjia)Martin LoteraFiteny alemànaMahdiBandar AbbasDiego MaradonaGalia832Wayback MachineDoha1276MaleziaTsimihetyDokuWikiBruce LeeGianluca CurciPôeziaAzazelaNofyLancaster, KaliforniaBokin' i ZakariaAmbohimangaLarry SangerTrozona mpamonoZana-Kôntinenta IndianaThomas DewarFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaAleksandra avy any AleksandriaKarôlina AntsimoLeô XNorton, KansasFiteny malagasyFanahy Masina (kristianisma)AostraliaBarack ObamaIsaaraLondon Missionary SocietyEmirata Arabo MitambatraJohann SchweiggerWinner, South DakotaFiteny ôsetianaApôkalipsin' i StefanaTantaran' i Etazonia2 SeptambraSid Meier's Civilization IVMumbaiFotoanaGurgaonHasina (zavatra voatokana)Fanisam-bahoakaBokin' i JônàFiteny japôneyKataraRepoblika MalagasyHoratio Herbert Kitchener1996SetianismaBokin' i IsaiaSoronaHerinandro9431949Mesia1648Fiteny bielôrosianaSatyendranath BoseAdizaozaPôetaAtidohaFiteny azerbaijaneyIsaia (mpaminany)27 DesambraTobim-pifohazanaKamerona🡆 More