Ninive

I Ninive dia tanana tamin'ny Andro Taloha, renivohitry Fanjakana asiriana izay naharatra ny fara tampon'ny lazany teo anelanelan'ny taona 705 sy 612 tal.

J.K., izay miorina eo amoron'ny renirano Tigrisy (na Tigra na Tigry) ao avaratr'i Iràka ankehitriny, manoloana ny tanànan'i Al Mawşil ankehitriny. Vohi-pihaonan'ny lalana maro miampita an'i Tigrisy falehan'ny mpivarotra i Ninive. Efa tany amin'ny andron'ny Vatovao talohan'ny taona 6000 tal. J.K. ny nanorenana azy. Atao hoe Ninua na Ninuwa i Ninive amin'ny teny akadiana نينوه / Naynuwa amin'ny teny arabo, ܢܝܢܘܐ amin'ny teny arameana ary נינוה / Nīnwē amin'ny teny hebreo.

Tags:

Andro TalohaAsiriaFiteny akadianaFiteny araboIràkaTeny arameanaTeny hebreoTigrisy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny samôrôMadagasikara zanatany frantsayRanavalona IIDumboRio de Janeiro (tanàna)AljeriaBaibolyPakistànaOva-matoantenyJoroRainilaiarivonyFiteny masikoroVolana (fotoana)Hypertext Markup LanguageApôkalipsy faharoan' i JakôbaEvanjelin' ny Roa ambin' ny FoloRy Tanindrazanay malala ôTodyAterinetoAbidy grikaZavakantoFaritra Amoron' i ManiaZairaFasismaFilôzôfiaAlex Rodrigo Dias da CostaWikipediaKônsily Vatikàna IIAfrika AfovoanyTestamenta VaovaoAndrianaRasendrasoaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanambadianaAlahasatyVanim-potoana kristianaZanak' OlonaFiteny slôvenaKatrafaySihanakaKôràJesoa araka ny kristianismaBetsileoFivavahan-drazana malagasyGeorges AndriamanantenaVyTranonkalaFiteny antankaranaSimôna avy any KirenaRepoblika MalagasyDon TaylorShahram NazeriAndriamasinavalonaWashingtonAdy Lehibe FaharoaFaraoDKapveraFiraisana ara-nofoSoson-drivotraEvanjely grikan' ny EjipsianaMayotteTobilehibeVintanaHasina (zavamaniry)MasikoroBanto (vahoaka)Fifohazana (kristianisma malagasy)🡆 More