Zavakanto

Ny zavakanto, dia hetsiky ny olombelona, na vokatry ny hetsiny, manana tanjona mandamina ny zavatra mikasika ny fitsapa, ny fahatairana ary ny haranitan-tsaina.

Zavakanto

Ny dikany dia miova arakaraky ny toerana isiana sy arakaraky ny taona, ary tsy misy amin'ireo no tena eken'ny rehetra. Izay antony isokajiana ny vokatra ara-javakanto arakaraky ny kolontsaina, ny mpanao sy ny fianarana. Araka ny fampiasana matetika nitranga nandritra ity taonjato faha 21 ity, ny zavakanto dia mandrakotra ny vokatry ny « zavakanto tsara » toy ny arsitektiora (maritrano), ny sary sikotra, ny hosodoko, ny mozika, ny dihy ary ny tononkalo (ao amin'ny haisoratra), ao koa ny sinema, ny sokitra, ny teatra, ny fakana sary, ny tantara an-tsary, ny televiziôna, hatrany amin'ny zavakanto arakisa (numérique). Ny fisokajiana ny zavakanto dia tsy mitovy manerana izao tontolo izao ary afatsy ny sinema (zavakanto faha fito) nanana fahombiazana manokana, ny fisokajiana ny zavakanto rehetra amin'ny fomba eken'ny rehetra dia tsy afaka atao, ary tsindraindray tsy ilaina.

Tantaran'ny zavakanto

Eoropa

Afrika

Azia

Amerika

Oseania

Zavakanto 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Zavakanto Tantaranny zavakantoZavakantoOlombelona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny anglisyNGC 5068Arkôna (gnôstisisma)28 JanoaryRay CharlesFilazantsara araka an' i MarkaRadama VoalohanyGeorg BrintrupGiampiero MainiEpistily ho an' ny RômanaLalamby4 OktobraNur, IranCurrent eventsLloyd KaufmanJannero PargoArsesyAndrés MosqueraAmbovombeKacper PrzybyłkoMari-panaFianakaviana (fomba malagasy)PaddingtonKarolina AvaratraFady (malagasy)Sakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavananaAnais, Charente-MaritimeFanavakavaham-bolon-koditraPaoly (apôstôly)AveloFaritra DianaChun Doo-hwanMaqbool Fida HusainZivaRalaimongo JeanJiosy araboWillowbrook, KansasLe PlantayUniontown, AlabamaJaira1821RanomasinaDrônaFiteny kôptaKalifa7 AprilyGabônaNorroy-lès-Pont-à-MoussonMistery masinaHaintenyBokin' i HabakokaJyrki NieminenAngatra (aretina)Fanjakan' i MenabeMatoanteny mpanampyWikibolanaLezôtôAlexeï LeonovNGC 40881949Pascagoula, MississippiISO 3166-1Fiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraRodomeAndriamanitra (tokana)Bokin' i JeoMaligny, Côte-d'OrHermann OberthFahatorontoronina tsy azon-kelokaCoahuila20 AprilyAubers🡆 More