Eorôpa Atsinanana

I Eorôpa Atsinanana dia ny faritra atsinanana ao Eorôpa izay faritan' ny tangoron-tendrombohitra Oraly, i Kaokazy, ny Ranomasina Kaspiana, ny Ranomasina Mainty, ny Ranomasina Marmara ary ny Ranomasina Egea avy ao atsinanana.

Eorôpa Atsinanana

Famaritana an' i Eorôpa Atsinanana

Ny ankamaroan' ny firenena ao Eorôpa Atsinanana dia miteny slava nefa ahitana mponina miteny jermanika, balta, finô-ogriana ary rômana koa ao. Mbola iandian-kevitra ny famaritana an' i Eorôpa Atsinanana avy ao andrefana.

Heviny mifintina

Raha amin' ny heviny mifintina dia ireto no firenena ao amin' i Eorôpa Atsinanana:

Heviny mivelatra

Raha amin' ny heviny mivelatra dia ireto ny firenena ao amin' i Eorôpa Atsinanana:

Firenena ao avaratra

Firenena ao atsimo (Eorôpa Atsimo-Atsinanana, Balkàna)

Firenena ao afovoany (Eorôpa Afovoany)

Firenena mbola iadian-kevitra

Jereo koa

Ireo faritra ao Eorôpa

Tags:

Eorôpa Atsinanana Famaritana an i Eorôpa Atsinanana Jereo koaEorôpa AtsinananaEorôpaKaokazyOraly (tendrombohitra)Ranomasina EgeaRanomasina KaspianaRanomasina MaintyRanomasina Marmara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tovana (fitsipiteny)Radama VoalohanyHiragasyTodySokajin-tenyOnjam-peoMosavy (finoana malagasy)Jodasy IskariôtaVazimbaRio de Janeiro (tanàna)Faritra Atsimo-AndrefanaTorovintanaEpistily ho an' ny RômanaTsimihetyFahasalamanaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Fanambaràna ny hevitry ny nofyGovernemantaFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaFiteny anglisyHasina (hery tsy hita maso)TantaraFanekem-pinoana apôstôlikaFanahy Masina (kristianisma)MayotteMatioJoroArkônta (gnôstisisma)Fiteny bengalyFiteny sakalavaFanjanahantanyLisitry ny gazety ao MadagasikaraTendrontanySimôna avy any KirenaFaritra SofiaJesoaKantoDidy FoloValve CorporationFaritra Amoron' i ManiaPastona (vahoaka)KôlômbiaGabônaEôna (gnôstisisma)Anjara (finoana)Fehezanteny1993Fitsipiteny malagasyBaiboly amin' ny teny malagasyTobilehibe AnkaramalazaFlavio GiojaMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyFamelabelarana faharoa ny amin' ny Seta LehibeFiangonana zandrinyAlikaJohn RussellKiwixGeorges Andriamanantena30 St Mary AxeFanalana faditraFiteny neerlandey2007Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoWikibolanaAleksandra LehibeBahaismaAndriamanitra RayFahaizana mamaky sy manoratraDokotra8 Martsa🡆 More