Fiteny neerlandey

Ny fiteny neerlandey dia fiteny any Nederlandy.

Fiteny neerlandey
Nederlands

Isan'ny mpiteny22 tapitrisa
Faritany{{{faritany}}}
SataOfisialy: Flag of Europe.svg Vondrona Eoropeana, Flag of the Netherlands.svg Nederlandy, Flag of Suriname.svg Sorinama


Ny fiteny neerlandey dia fiteny any Nederlandy. Izy io dia manana sata ôfisialy ao Nederlandy, Sorinama ary ao amin' ny tapany avaratr' i Beljika (Flandre). Eo amin' ny 22 tapitrisa no miteny nerlandey eran' izao tontolo izao. Amin' ny fiteny neerlandey dia atao hoe Nederlands, tononina hoe /ˈnedəɾlɑnts/ io fiteny io. Indraindray dia atao hoe fiteny hôlandey na fiteny flamanda ny fiteny neerlandey.

Isan' ny fiteny jermanika ny fiteny neelandey. Fiteny nisampana avy amin' ny fiteny neerlandey tamin' ny taonjato faha-17 ny fiteny afrikansa ao Afrika Atsimo sy ao Namibia, noho izany dia mifankahazo fiteny an-tsoratra ny mpiteny neerlandey sy ny mpiteny afrikansa.

Jereo koa

Fiteny jermanika be mpiteny

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Fiteny neerlandey, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wikimedia Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wikimedia Foundation.

In other languages:

/** SHOW / HIDE SECTION**/function mfTempOpenSection(getID) {var x = document.getElementById("mf-section-"+getID); if (x.style.display === "none") { x.style.display = ""; } else { x.style.display = "none"; }}