Eorôpa Atsimo

I Eorôpa Atsimo dia faritra ara-jeôgrafia na ara-jeôpôlitika izay mahafaoka ny ampahany atsimo amin'i Eorôpa.

Isan'izany ireo firenena sy fanjakana hita ao amin'ny saikanosy mediteraneana telo (ny Saikanosy Iberika sy ny Saikanosy Italiana ary ny Saikanosy Balkanika). Ny famaritana an'i Eorôpa Atsimo dia miovaova, arakaraka ny fomba fijery: ara-toetany (toetany mediteraneana), ara-jeografia (tapany tapany atsimon'i Eorôpa), ara-piteny (fiteny italika) sy ara-kolontsaina. Matetika dia atovana ao ireo nosy mediteraneana toa an'i Malta sy i Kiprôsy, ary ny ampahan'i Torkia ao Eorôpa, i Traka Atsinanana.

Ireto avy ireo firenena ao Eorôpa Atsimo ireo:

Jereo koa

Ireo faritra ao Eorôpa

Tags:

EorôpaFiteny italikaKiprôsyMaltaSaikanosySaikanosy BalkanikaSaikanosy IberikaSaikanosy ItalianaTorkia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

LitiômaRy Tanindrazanay malala ôEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)GoogleTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaAndriamisaraSambofiaran' i NôaVolanaRanavalona IIIFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraHoronam-bokin' i AbrahamaTorkiaIsraelitaFanandroana malagasyPaoly (apôstôly)(194602) 2001 XR129AmbiroaZakaiosyTrondroGeorges AndriamanantenaVintana (finoan-drazana malagasy)HaisoratraFady (malagasy)ISO 3166-1Zanahary (finoan-drazana malagasy)AndrianaHaifisaina sy hetsi-poFiteny malagasyBeosyRotaka tamin' ny taona 1972St. Louis, MissouriTamba-nosyKainaOrlando, FloridaZaburEl Dorado, ArkansasRindrankajy malalakaFiteny persanaSokajin-tenyHivokaSihanakaWikiDoux, ArdennesFiteny eto MadagasikaraKabaryRalamboTestamenta TalohaHaranita-tsaina voatrolombelonaHasina (hery tsy hita maso)BetsileoAntemoroCarl HoefkensKolontsaina ao GabônaVorompatraKabary famangianaSaint-Maurice-d'ArdècheFiteny jeôrjianaFilazantsara araka an' i MarkaTrombaAfrika AtsimoSodànaFilazantsaraAndriamanitra ZanakaKolontsainaBoky fahefatr' i EsdrasaFivavahana eto Madagasikara🡆 More