Eorôpa Avaratra-Andrefana

I Eorôpa Avaratra-Andrefana dia ny ilany avaratra sy andrefana ao Eorôpa izay tsy manana famaritana mazava sy raikitra.

Araka ny famaritana ara-jeôgrafia, i Eorôpa Avaratra-Andrefana dia mahafaoka an' i Irlandy, ny Fanjakana Mitambatra, i Belzika, i Nederlandy, i Alemaina Avaratra, i Loksemborga, ny tapany avaratra amin' i Frantsa, i Danemarka, i Nôrvezy, i Soeda ary i Islandy. I Finlandy sy i Alemaina Atsimo ary i Soisa dia matetika ampidirina ao Eorôpa Avaratra-Andrefana, toraka izany koa i Aotrisy, na dia tsy matetika aza. Ny tapany atsimon' i Frantsa kosa dia matetika tafiditra ao amin' ny lemak' i Mediteranea na ao amin' i Eorôpa Atsimo.

Eorôpa Avaratra-Andrefana
Famaritana faran' izay mifintika an' i Eorôpa Avaratra-Andrefana

Jereo koa

Ireo faritra ao Eorôpa

Tags:

AlemainaAotrisyBelzikaDanmarkaEorôpaEorôpa AtsimoFanjakana MitambatraFinlandyFrantsaIrlandyIslandyLoksemborgaNederlandyNorvezyRanomasina MediteraneaSoedaSoisa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SaolyCurrent eventsFiteny sakalavaVazimbaEtazoniaFokom-pirenen' i DanaZanahary (finoan-drazana malagasy)OsyFenoarivo AtsinananaAlarobiaAndron'ny TanyFilistinaZairaTetiandro etiopianaFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaPapaSøren KierkegaardMarc RavalomananaEvanjelismaFilazam-potoana hoavyRadama IIFokom-pirenen' i JodàTsinyAlahasatyTetiandro gregôrianaSilamoFahaleovantenaHolger StanislawskiAntemoroSodànaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôRadama VoalohanyFaritra Atsimo-AtsinananaRasoherinaFilazam-potoana (fitsipiteny)Vintana (finoan-drazana malagasy)Fanekem-pinoana atanazianaFilazantsara araka an' i MatioIndôneziaMenalambaFahefana Avon' ny TetezamitaFanahyVaryVoanihoAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraMpampiankina fehezankevitraTendrombohitraMpandrindra milinaKilalakyTetiandro litorjikan'ny Eglizy katôlikaWikipediaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFahagaganaJiosyDokuWikiFokom-pirenen' i LevyFaditraEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)RSSSômaliaJohann Balthasar NeumannFitenim-paritra malagasyFianakavianaHazolahyRanavalona IIIApôstôly roa ambin' ny foloAndrianampoinimerina🡆 More