}}
| ||||||
Teny filamatra : Mir wëlle bleiwe wat mir sinn (luxembourgeois, Nous voulons rester ce que nous sommes) | ||||||
Teny ofisialy | fiteny loksamborga, fiteny frantsat ary fiteny alemana. | |||||
Renivohitra | Luxembourg 49° 36’ Nord, 06° 08 Est | |||||
Tanàna ngeza indrindra | Luxembourg | |||||
Fitondrana sy governemanta - Mpanjaka - Praiministra | Fanjakana ara-dalam-panorenana Henri Xavier Bettel | |||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) | faha 165 2 586 km² Négligeable | |||||
Isam-ponina - Tontaliny (2009) - hakitroka | faha 161 493 500 mpo. 183 mpo./km² | |||||
Anaran'ny mponina | Loksamborga | |||||
IDH (2009) | Endrika:Diminution 0,956 (ambony) faha 9 | |||||
Sandam-bola | Euro (EUR ) | |||||
Faritr'ora | UTC +1 | |||||
Hiram-pirenena | Ons Heemecht | |||||
Valan-tsehatra internet | ||||||
Antso an-tariby | +352 |
i Loksamborga dia firenen' ny Vondrona Eorôpeanina eo anelanelan'i Alemaina, i Belzika sy i Frantsa. Ny isa-mponina any Loksamborga dia 493 500 tamin' ny Janoary 2009. Anisan' ny firenena namorona ny Vondrona Eorôpeanina sy ny OTAN ny Loksamborga.
Firenena ao Eorôpa
Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.
Kôntinenta eto an-tany
I Wiki Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Loksemborga |
sokajy Luxembourg ao amin'ny dmoz
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Loksemborga, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.