Ny euro dia ny sandam-bola oôfisialin' ny firenena mpikambana 20 ao amin' ny Vondrona Eorôpeana, ary vola tokana sy iraisan' ireo firenena 20 ireo.
Ny fikambanan' ny firenena rehetra mampiasa ny vola euro dia atao hoe Faritra Euro.
Ankoatran' ny firenena ao amin' ny Faritra Euro, misy firenena ao Eorôpa mampiasa ilay sandam-bola na dia tsy vola ôfisialy any aminy aza ny euro, i Môntenegrô sy i Kôsôvô ohatra dia mampiasa azy, noho ny fianjadian' ny Faritra Euro.
Ny euro dia nanomboka niasa tamin' ny taona 1999 ary nandimby ny ECU (European Currency Unit), sandam-bola eorôpeana noforonina tamin' ny taona 1979. Ankehitriny, izy izao no sandam-bola faharoa miasa indrindra eto an-tany ary voalohany amin' ny isan' ny vola taratasy voaprinty (610 miliara euro).
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Euro, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.