Nord-Pas-De-Calais: Faritra frantsay

I Nord-Pas-de-Calais na Nord-Pas de Calais dia faritany any amin' ny farany avaratr' i Frantsa.

Ireo faritra manodidina dia i Picardie any atsimo, ny Manche ary ny Ranomasina Avaratra ary ny Fanjakana Mitambatra ary i Beljika any avaratra andrefany. Roa ny isan' ny departemanta ao amin' io faritra io. Ny hakitroky ny mponina dia 326 mpo./km² ary i Nord-Pas-de-Calais no anisan' ny faritra eoropeana ambony hakitroka indrindra.

Nord-Pas-De-Calais: Faritra frantsay
Ny faritan'i Nord-Pas-de-Calais ao Frantsa (miloko mena).

Ny faritr' i Nord-Pas-de-Calais ankehitriny dia nivadika frantsay tamin' ny taona 1713 ary ny anarany tamin' izany fotoana izay dia ny Nederlandy Frantsay (Pays-Bas franaçais). Ny faritany ara-tantara an' i Nord-Pas-de-Calais dia i Artois, i Boulonnais (lasan' i Picardie tamin' ny 1477), i Cambrésis, i Valandera ary i Hainaut, fiantsoam-paritany mbola ampiasaina be amin' izao fotoana izao.

Ny harin-karena faobe manontolon' i Nord-Pas-de-Calais dia 86,7 miliara Euro, ary ny faritan' i Nord-Pas-de-Calais no faritany fahaefatra manankarena indrindra ao Frantsa.

Nord-Pas-De-Calais: Faritra frantsay
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Nord-Pas-De-Calais: Faritra frantsay

Tags:

BeljikaFanjakana MitambatraFaritanyFrantsaMancheRanomasina Avaratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Chandrashekhara Venkata RâmanAdijadyKabary am-panambadiana1933Fokon' i JôsefaPiFady (malagasy)8 AogositraMadrid1872AmbohidrabibyFiteny betsimisaraka avaratraI19536 NovambraAng LeeZhiyun2008Walt WhitmanTolom-bahoaka tamin' ny 1947Institut Pasteur eto MadagasikaraFanehoan-javatra (fitsipiteny)Asan' i Petera sy i AndreaFameno zoina tsy mivantanaJRoandaTeôlôjiaVezoRobert Baden-Powell\37Julianne MooreAndrew JacksonJames BondPeter et Bobby FarrellyJay SimpsonFameno zoina mivantanaAndriamanitra (tokana)GoianaMakoa (malagasy)19PlayStation PortableVietnamyETeôlôjia katôlikaPentekôtismaCroesusAkohoFomban-drazanaGoogleFihavananaOlombelonaSolomon Caesar MalanSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika1943BareinaCRijan-kevitraDFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaVyAndriantsolyRalambo6Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaForyWTantaran' i MadagasikaraRanavalona ISoeda🡆 More