Institut Pasteur Eto Madagasikara

Ny Institut Pasteur eto Madagasikara na Institut Pasteur de Madagascar (IPM) dia toeram-panaovana asa fikarohana ara-tsiansa izay miahy tena sady tsy natao hahazoana tombony ara-bola ary eken' ny fitondram-panjakana malagasy fa ilaina ho an' ny tombontsoan' ny daholobe, ao amin' ny Tambajotra iraisam-pirenenan' ireo Instituts Pasteur (Réseau international des instituts Pasteur), izay eo ambany fiahian' ny fitondram-panjakana malagasy, morina ao Ambatofotsikely Antananarivo eto Madagasikara.

Institut Pasteur Eto Madagasikara
Ny Institut Pasteur de Madagascar

Tamin' ny taona 1898 no nananganana azy ka ny fifanarahana tamin' ny taona 1961 no mifehy azy sady mampifamatotra azy amin' ny Institut Pasteur any Paris sy amin' ny Ministera misahana ny fahasalamana eto Madagasikara.

Ny asa nataon' i André Thiroux izay mpikaroka tao amin' ny Institut Pasteur de Tananarive no nahatonga an' i Madagasikara ho firenena voalohany maneran-tany namongotra ny nendra.

Ireto ny zavatra anaovana fikarohana ao: ny fiainan' ny mikrôba, ny virosy, ny valan' aretina, ny bibikely, ny bakteria, ary ny hery fiarovana.


Lisitry ny tale hatry ny famoronana

  • André Thiroux 1898 – 1903
  • J. Neiret 1903 – 1906
  • L. Massiou 1906 – 1907
  • P. Salvat 1907 – 1919
  • L. Boucher 1919 – 1922
  • G. Girard 1922 – 1940
  • J. Robic 1940 – 1953
  • J. Courdurier 1953 – 1962
  • E. R. Brygoo 1962 – 1974
  • P. Coulanges 1975 – 1990
  • J.F. Roux 1991 – 1999
  • P. Mauclère 1999 – 2005
  • A. Talarmin 2005 – 2009
  • V. A. Ravaoalimalala 2009 – 2011
  • C. Rogier 2011 -2015
  • M. de Calan 2016
  • A. Spiegel 2016 - 2021
  • P. Dussart 2021 - ...

Tags:

AntananarivoMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TsinyMalagasy (vahoaka)JolayCiriaKabary am-panambadianaAntemoroTendrombohitra AtlasyZazavavindranoFanambadianaBaiboly Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara20 Novambra1 JonaAsaDouglas EngelbartKristyBoky voalohan' ny MpanjakaZandarimariaFifohazana ManolotronyRobert SchumannAdizaozaSikidy (malagasy)Bokin' ny GenesisyEpistily faharoa ho an' i TimôtyFanahy Masina (kristianisma)MohamadyCharley MorganLamboJolio KaisaraWEladranoFitombenanaSeoul Broadcasting SystemFitsaboana nentim-paharazanaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto MadagasikaraEjedaFoko eto MadagasikaraRedmond, OregonBelzikaAbrahama (patriarka)WikibolanaRanomasimbe IndianaCanoas3 MeyEpistily ho an' ny GalatianaRenivintanaAnkoayAndrianampoinimerinaPaskaFosaGitaraKyle NaughtonRamon MagsaysayFisoronana sy fanalana vintanaAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraFanandroana helenistikaAdy Lehibe20 DesambraTetiandro gregôrianaFivavahanaMetôdismaMenarana varahinaNayarit1959Tendrombohitra GarizimaRanavalona IIMari-panaBokin' i DanielaTaonaFanjanahantany900Antoine de Padoue1122Fitenim-paritra malagasy🡆 More