Andriantsoly

Andriantsoly dia mpanjaka malagasy tao amin' ny Fanjakan' i Boina (v.

1820-1824) sy mahôrey (1832-1843) tamin' ny antsasany voalohan' ny taonjato faha-19. Nantsoina hoe Tsi Levalou izy fahakeliny. Malaza Andriantsoly noho ny nisafidianany ny hikambanan' i Mayotte amin' ny Fanjakan' i Frantsa tamin' ny 25 Avrily 1841, fa tsy namela ilay nosy hofehezin' ny fanjakana manakaiky manodidina. Namidiny tamin' i Frantsa i Mayotte ka ny vidiny dia vola noraisiny manokana sy fikarakaran' i Frantsa ny zanany roa amin' ny fanomezana azy ireo fanabeazana tandrefana tao La Réunion. Na dia nahazo vola be aza izy dia nivary lavo tamin' ny fibobohana toaka sady nanararaotra fahefana, ka maty nisy namono tamin' ny taona 1847.

Andriantsoly
Andriantsoly

Lisitry ny mpanjakan' i Boina

  • Andriamandisoarivo (Tsimanata) (1690-1720)
  • Andrianamboniarivo (Toakafa) (1720-1730)
  • Andriamahatindriarivo (1730-1760)
  • Andrianahilitsy (1760-1767)
  • Andrianiveniarivo (1767-1770)
  • Andrianihoatra (1770-1771)
  • Andrianikeniarivo (1771-1777)
  • Andrianaginarivo (1777-1778), mpanjakavavy
  • Tombola (1778), mpanjakavavy
  • Ravahiny (1778-1808), mpanjakavavy
  • Tsimalomo (1808-1822?)
  • Maka (Andrianaresy) (1808)
  • Andriantsoly (1822-1832)
  • Oantitsy (1832-1836), mpanjakavavy
  • Tsiomeko (1836-1840), mpanjakavavy

Jereo koa

Tags:

Fanjakan' i BoinaLa RéunionMalagasyMayotte

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mpampitohy (fitsipiteny)Baiboly samaritanaVaryAlahamadyFindayAndrianaHypertext Markup LanguageVaksinyFiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto MadagasikaraMasikoroWikibolanaDadabe NoelyIrlandaMônôteismaAtenaParagoayTolom-bahoaka tamin' ny 1947AlahamadibeAngatra (aretina)Kor'anyAnaranaTetiandro sinoaBetsimisarakaDaewooBaiboly amin' ny teny malagasyZebraFahefana Avon' ny TetezamitaHasina (tsiro)FakôseraDidy FoloTahirim-Bolan' ny Firenena Mikambana ho an' ny AnkizyOmbilahy (fanandroana)FanatontoloanaBhagalpurFoto-pampianaranaFanekem-pinoana nikeanaAntenimierampirenena (Madagasikara)Tafi-Piarovan' i IsraelyJonoPneomatolojiaMadagasikaraValabeNofyFahafatesanaRanomasina AvaratraFomban-drazanaTovana (fitsipiteny)AlahadyBahaismaFilipo Arabo1933Vietnamy643OsyFiangonana Loterana Malagasy538804Zanahary (finoan-drazana malagasy)Rabialaoaly938Fiangonana nohavaozinaKaryHôngriaEtimôlôjiaBaiboly prôtestanta amin' ny teny malagasy2000MerinaMaleziaRajaboFivavahana tao Arabia talohan' ny fivavahana silamo2004🡆 More