Banky Foibe Eoropeana

Ny Banky foibe eoropeana dia ny banky foiben'ny vondrona eoropeana.

Ny toerana foibeny dia any Frankfurt am Main any Alemaina. Ny tanjon'ny Banky foibe eoropeana dia mitazona ny vidin'entana hitombina, mba tsy ho mahery ny roa isan-jato ny fiakaran'ny vidin-javatra. Izy io dia mandrindra ny politika ara-bolan'ny firenena eo amin'ny faritra euro. Amin'izao fotoana izao, ny Banky foibe eoropeana dia banky lehibe indrindra eto an-tany.

Banky Foibe Eoropeana
Ny lôgôn'ny BFE
Banky Foibe Eoropeana

Ny Banky foibe eoropeana dia niforona teo aorian'ny fifaneken' Amsterdam tamin'ny 1998, ny foibeny dia ao Frankfurt. Ny filohany ankehitriny dia i Jean-Claude Trichet.

Jereo koa

Rohy ivelany

Banky Foibe Eoropeana 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

AlemainaFrankfurt am MainVondrona eoropeana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lisitry ny gazety ao MadagasikaraTolom-bahoaka tamin' ny 1947Fanomezan' ny Fanahy MasinaVolohazo2001Mark TwainHamas15 SeptambraAsiriaTestamenta TalohaDemôkrasiaFiramaintyRanomasina AvaratraSomatraAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFanahy Masina (kristianisma)Wiki Commons198110 SeptambraOlombelonaZanabintana803PlotarkosyFanonganam-panjakanaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)HerinandroRepoblika Demôkratikan' i KôngôAnjara (finoana)AfoFanagasianaPentekôstaRavalomanana MarcKapila matezaTromba1983RepoblikaMichèle RatsivalakaLamboFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto MadagasikaraVandala (vahoaka)Fivavahana eto MadagasikaraKabary tera-baoFanekem-pinoana apôstôlikaWilhelm RöntgenAbilyKafe (fisotro)Fifohazana AnkaramalazaFiteny grikaFahefana Avon' ny TetezamitaJesoaKolontsainaTale (sikidy)LandihazoSiliaAdy Lehibe FaharoaSimiaLalàmpanorenan' ny Repoblikan' i MadagasikaraHelodranon' i MahajambaAbdellatif FellainiFanahy MasinaRavelonjanaharyAveloEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)TamponalaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaRepoblika MalagasyHasinaBeahitseAntandroy1971🡆 More