Pôlônia
}} .
Polska ((pl)) | |||||
((pl)) | |||||
Repoblikan' i Pôlônia ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : Tsy misy | |||||
![]() | |||||
Teny ofisialy | poloney | ||||
Renivohitra | Varsovia 52° 13' N, 21° 02' E | ||||
Tanàna ngeza indrindra | Varsovia | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha - Praiministra | Repoblika Andrzej Duda Mateusz Morawiecki | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) | faha 70 312 696[1][2] km² 2,6% | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2014) - hakitroka | faha 34 38 485 779[3][4] mpo. 123 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Pôlôney | ||||
IDH (2007) | mijanonjanona 0,870 (ambony) faha 37 | ||||
Sandam-bola | Złoty (PLN ) | ||||
Faritr'ora | UTC +1 | ||||
Hiram-pirenena | Mazurek Dąbrowskiego | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby | +48 |
I Pôlônia na Pôlônina dia firenena ao Eorôpa Atsinanana, ao atsinanan’ i Alemaina sady manana morontsiraka ao amin’ ny Ranomasina Baltika. Ny renivohiny dia i Varsovia ary ny isan' ny mponina ao aminy dia eo amin' ny 38,5 tapitrisa eo ho eo. Atao hoe Polska izy amin' ny fiteny pôlôney. Firenena ao amin' ny Vondrona Eorôpeanina i Pôlônia nanomboka tamin' ny 2004 ary ao amin' ny Erana Schengen izy.
Maro amin’ ny mponina ao Pôlônia no nifindra monina nankany amin’ ny firenana hafa: manodidina ny 12 tapitrisa ny Pôlôney nniala ny tanindrazany nandritra ny tantara, indrindra ny nankany Etazonia, nefa koa nisy ny nankany Rosia sy Frantsa. Manakaiky ny 95 %n' ny Pôloney no Katôlika.
Matanjaka ny seha-pamokarana momba ny fambolena any Pôlônia. Nandroso koa ny taozava-baventy taorian’ ny Ady Lehibe Faharoa. Nanomboka tamin’ ny taona 1990 dia nanao fanavaozana i Pôlônia ka nomena ny sehatra tsy miankina sady natao ny haha môderina ny toekareny ary nanakaiky ireo firenena ao amin’ ny Vondrona Eorôpeana izy.
Nanomboka tamin’ ny dinastian’ ny Piast tamin’ ny faramparan’ ny taonjato faha-10 ny tantaran’ i Pôlônia. Tamin’ ny fotoana nanapahan’ ny dinastian’ ny Jagellons tamin’ ny taonjato faha-14 hatramin' ny faha-17 dia anisan’ ireo fanjakana natanjaka indrindra tao Eorôpa i Pôlônia. Nitontongana izany tanjaka izany taty aoriana noho ny ady nifanandrenany tamin’ i Soeda sy tamin’ i Rosia. Nanombinana ny tanim-pireneny ary rava ny toekareny. Nisaratsaraka mihitsy aza i Pôlônia: rava ny maha firenena azy nanomboka tamin’ ny taona 1795. Nandritra ny taonjato faha-19 dia tsy hita tamin’ ny sarin-tanin’ i Eorôpa i Pôlônia. Ny taniny taloha dia nifampizaràn’ i Rosia sy i Aotrisy ary i Prosia. Nandroso ny fanindrahindran-tanindrazana pôlôney ka niafara tamin’ ny fanambaràna ny fitsanganan’ ny Repoblika Mahaleo Tenan’ i Pôlônia tamin’ ny taona 1918. Ny tanim-pirenen’ i Pôlônia dia tafaverina tsikelikely amin' izay. Ny 1 Septambra 1930 nanafihan’ i Alemaina an’ i Pôlônia dia nanamarika ny fiantombohan’ ny Ady Lehibe Faharoa. Nanangana toby famatrarana maro manerana an’ i Pôlônia ny tafika alemàna sady nandringana ny Jiosy tao Varsovia tamin’ ny taona 1943. Tamin’ ny taona 1945 dia tafapetraka tao Pôlônia ny fitondram-panakana kômonista ary naka tahaka ny an' ny Firaisana Sôvietika ny fampandrosoana an’ ilay firenena. Tamin’ ireo taona 1980 dia nanao fihetsiketsehana nanoherana ny fiharatsian’ ny toe-piainany ny mpiasa amin’ ny orinasa. Nivondrona tanatin’ ny sindikà notarihin’ i Lech Walesa izy ireo. Tamin’ ny taona 1981 dia niezaka nisakana izany hetsika izany ny jeneraly Jaruzelski ka nanambara ny fepetran’ ny tany miady. Ny fahatongavan’ i Mikhail Gorbatchev teo amin’ ny fitondrana ny Firaisana Sôvietika no nampisy fifampiraharahana ka lasa firenena demôkratika i Pôlônia tamin’ ny taona 1990. Nanao fanavaozana ara-toekarena sy ara-pôlitika, izay nahafahany niditra ao amin’ ny Vondrona Eorôpeana tamin’ ny taona 2004, i Pôlônia.
Tantara

Toetany

Toekarena

Pôlitika

Fandraharahana

Jeôgrafia
Tanàna
Demôgrafia
Miisa 38 485 779 ny isan' ny olona miaina any Pôlônia tamin'ny 1 Janoary 2014[5].
Olo-malaza soedoa

Jereo koa
Firenena ao Eorôpa
Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.
Kôntinenta eto an-tany
Tsiahy
- ↑ Główny Urząd Statystyczny, dane za rok 2018, stan na 01.01.2018. [1]
- ↑ Bankier.pl, Powierzchnia Polski wzrosła o 1643 ha [2]
- ↑ Główny Urząd Statystyczny. Baza Demografia. Ludność. Stan, ruch naturalny i wędrówki ludności w I kwartale 2014 r., stan na 31.03.2014. [3] Archived Desambra 26, 2018 at the Wayback Machine
- ↑ ((pl)) ((en)) [pdf] Główny Urząd Statystyczny (Birao ny statistika), Ludność. Stan i Struktura w Przekroju Terytorialnym (Population. Taille et répartition par division territoriale), 31 desambra 2006.
- ↑ GUS - Bilan démographique 2014. archived from the original on 2018-12-26 Retrieved on 2021-05-18.
Boky
- ((fr)) Henri Grappin, Histoire de la Pologne des origines à 1922, Larousse, Paris - Vienne, 1922, 446 p.
- ((fr)) Oscar Halecki, Histoire de Pologne. Roy, New York et Montréal, 1945, 416 p.
- ((fr)) Bibliographie sur la Pologne. Pays - Histoire - Civilisation. Varsovie, P.W.N., 1963, 229 p.
- ((fr)) Roger Portal, Irène Jacqz, Bronislaw Geremek, Jean Hugonnot, « La Pologne des origines à nos jours » in Les Cahiers de l'Histoire. N° 44 (spécial), Martsa 1965
- ((fr)) Annie et Henri de Montfort, Pologne, Hachette, coll. « Les Guides Bleus », Paris, 1939, 604 p.
- ((fr)) Jean-Jacques Fauvel, Pologne, Hachette, coll. « Les Guides Bleus », Paris, 1967, 733 p.
- ((fr)) Paul Wagret (dir.), Pologne, Nagel, coll. « Les Guides Nagel », Genève, Paris et Hambourg, 1964, 405 p.
Rohy ivelany
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Poland |
- Tranonkala ny governemanta Poloney Archived Aprily 5, 2009 at the Wayback Machine
- Mombamomba ny Polonia eo amin'ny tranonkala ny CIA Archived Aogositra 18, 2019 at the Wayback Machine
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Pôlônia, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply. (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 3.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
#Wikipedia® is a registered trademark of the Wikimedia Foundation, Inc. Wiki (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wikimedia Foundation.
In other languages:
- Abkhaze: Польша - Wiki аԥсшәа
- Aceh: Polandia - Wiki Acèh
- Adyguéen: Полшэ - Wiki адыгабзэ
- Afrikaans: Pole - Wiki Afrikaans
- Suisse allemand: Polen - Wiki Alemannisch
- Amharika: ፖላንድ - Wiki አማርኛ
- Amis: Poland - Wiki Pangcah
- Aragonais: Polonia - Wiki Aragonés
- Ancien anglais: Polaland - Wiki Ænglisc
- Angika: पोलैंड - Wiki अंगिका
- Arabo: بولندا - Wiki العربية
- Araméen: ܦܘܠܢܕ - Wiki ܐܪܡܝܐ
- Arabe marocain: پولونيا - Wiki الدارجة
- Arabe égyptien: بولاندا - Wiki مصرى
- Assamais: পোলেণ্ড - Wiki অসমীয়া
- Asturien: Polonia - Wiki Asturianu
- Avar: Польша - Wiki авар
- Kotava: Polska - Wiki Kotava
- Aymara: Puluña - Wiki Aymar aru
- Azerbaïdjanais: Polşa - Wiki Azərbaycanca
- South Azerbaijani: لهیستان - Wiki تۆرکجه
- Bachkir: Польша - Wiki башҡортса
- Balinais: Polandia - Wiki Basa Bali
- Bavarois: Poin - Wiki Boarisch
- Samogitien: Lėnkėjė - Wiki žemaitėška
- Central Bikol: Polonya - Wiki Bikol Central
- Bielorosy: Польшча - Wiki беларуская
- Belarusian (Taraškievica orthography): Польшча - Wiki беларуская (тарашкевіца)
- Biolgara: Полша - Wiki български
- Bhojpuri: पोलैंड - Wiki भोजपुरी
- Bichelamar: Polan - Wiki Bislama
- Banjar: Pulandia - Wiki Banjar
- Bengali: পোল্যান্ড - Wiki বাংলা
- Tibétain: ཕོ་ལན། - Wiki བོད་ཡིག
- Bishnupriya: পোল্যান্ড - Wiki বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী
- Breton: Polonia - Wiki Brezhoneg
- Bosniaque: Poljska - Wiki Bosanski
- Bugi: ᨄᨚᨒᨊᨉ - Wiki ᨅᨔ ᨕᨘᨁᨗ
- Russia Buriat: Польшо - Wiki буряад
- Catalan: Polònia - Wiki Català
- Chavacano: Polonia - Wiki Chavacano de Zamboanga
- Min Dong Chinese: Pŏ̤-làng - Wiki 閩東語 / Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄
- Tchétchène: Польша - Wiki нохчийн
- Cebuano: Polskowa - Wiki Cebuano
- Chamorro: Polaki - Wiki Chamoru
- Cherokee: ᏉᎳᏂ - Wiki ᏣᎳᎩ
- Cheyenne: Poland - Wiki Tsetsêhestâhese
- Sorani: پۆڵەندا - Wiki کوردی
- Corse: Polonia - Wiki Corsu
- Tatar de Crimée: Lehistan - Wiki Qırımtatarca
- Tseky: Polsko - Wiki čeština
- Kachoube: Pòlskô - Wiki Kaszëbsczi
- Slavon d’église: Пол҄ьска - Wiki словѣньскъ / ⰔⰎⰑⰂⰡⰐⰠⰔⰍⰟ
- Tchouvache: Польша - Wiki чӑвашла
- Gallois: Gwlad Pwyl - Wiki Cymraeg
- Danois: Polen - Wiki Dansk
- Alemanina: Polen - Wiki Deutsch
- Zazaki: Polonya - Wiki Zazaki
- Bas-sorabe: Pólska - Wiki Dolnoserbski
- Doteli: पोल्याण्ड - Wiki डोटेली
- Maldivien: ޕޮލެންޑު - Wiki ދިވެހިބަސް
- Dzongkha: པོ་ལེནཌི - Wiki ཇོང་ཁ
- éwé: Pɔlisa - Wiki Eʋegbe
- Grika: Πολωνία - Wiki Ελληνικά
- Emiliano-Romagnolo: Pulógna - Wiki Emiliàn e rumagnòl
- Anglisy: Poland - Wiki English
- Espéranto: Pollando - Wiki Esperanto
- Espaniola: Polonia - Wiki Español
- Estonien: Poola - Wiki Eesti
- Basque: Polonia - Wiki Euskara
- Estrémègne: Poloña - Wiki Estremeñu
- Persa: لهستان - Wiki فارسی
- Peul: Poloonya - Wiki Fulfulde
- Finnois: Puola - Wiki Suomi
- Võro: Poola - Wiki Võro
- Fidjien: Poladi - Wiki Na Vosa Vakaviti
- Féroïen: Pólland - Wiki Føroyskt
- Frantsay: Pologne - Wiki Français
- Francoprovençal: Pologne - Wiki Arpetan
- Frison septentrional: Poolen - Wiki Nordfriisk
- Frioulan: Polonie - Wiki Furlan
- Frison occidental: Poalen - Wiki Frysk
- Irlandais: An Pholainn - Wiki Gaeilge
- Gagaouze: Polşa - Wiki Gagauz
- Gan: 波蘭 - Wiki 贛語
- Créole guyanais: Pològn - Wiki Kriyòl gwiyannen
- Gaélique écossais: A' Phòlainn - Wiki Gàidhlig
- Galicien: Polonia - Wiki Galego
- Guarani: Polóña - Wiki Avañe'ẽ
- Konkani de Goa: पोलंड - Wiki गोंयची कोंकणी / Gõychi Konknni
- Gotique: 𐍀𐌰𐌿𐌻𐌰𐌿𐌽𐌹𐌰 - Wiki 𐌲𐌿𐍄𐌹𐍃𐌺
- Goudjarati: પોલેંડ - Wiki ગુજરાતી
- Mannois: Yn Pholynn - Wiki Gaelg
- Haoussa: Poland - Wiki Hausa
- Hakka: Pô-làn - Wiki 客家語/Hak-kâ-ngî
- Hawaïen: Pōlani - Wiki Hawaiʻi
- Hébreu: פולין - Wiki עברית
- Hindi: पोलैंड - Wiki हिन्दी
- Hindi fidjien: Poland - Wiki Fiji Hindi
- Croate: Poljska - Wiki Hrvatski
- Haut-sorabe: Pólska - Wiki Hornjoserbsce
- Créole haïtien: Polòy - Wiki Kreyòl ayisyen
- Hongroà: Lengyelország - Wiki Magyar
- Arménien: Լեհաստան - Wiki հայերեն
- Arménien occidental: Փոլոնիա - Wiki Արեւմտահայերէն
- Interlingua: Polonia - Wiki Interlingua
- Indonezianina: Polandia - Wiki Bahasa Indonesia
- Interlingue: Polonia - Wiki Interlingue
- Igbo: Poland - Wiki Igbo
- Inupiaq: Puulan - Wiki Iñupiatun
- Ilocano: Polonia - Wiki Ilokano
- Ingouche: Полхехье - Wiki гӀалгӀай
- Ido: Polonia - Wiki Ido
- Islandais: Pólland - Wiki íslenska
- Italianina: Polonia - Wiki Italiano
- Inuktitut: ᐳᓚᓐᑦ - Wiki ᐃᓄᒃᑎᑐᑦ / inuktitut
- Japoney: ポーランド - Wiki 日本語
- Créole jamaïcain: Puolan - Wiki Patois
- Lojban: polskas - Wiki La .lojban.
- Javaney: Polen - Wiki Jawa
- Géorgien: პოლონეთი - Wiki ქართული
- Karakalpak: Polsha - Wiki Qaraqalpaqsha
- Kabyle: Bulunda - Wiki Taqbaylit
- Kabarde: Лэхьый - Wiki адыгэбзэ
- Kabiye: Pɔlɔɔñɩ - Wiki Kabɩyɛ
- Kikongo: Pologne - Wiki Kongo
- Kikuyu: Borandi - Wiki Gĩkũyũ
- Kazakh: Польша - Wiki қазақша
- Khmer: ប្រទេសប៉ូឡូញ - Wiki ភាសាខ្មែរ
- Kannada: ಪೋಲೆಂಡ್ - Wiki ಕನ್ನಡ
- Koreanina: 폴란드 - Wiki 한국어
- Komi-permiak: Польска - Wiki перем коми
- Karatchaï balkar: Польша - Wiki къарачай-малкъар
- Kölsch: Pole - Wiki Ripoarisch
- Kurde: Polonya - Wiki Kurdî
- Komi: Польша - Wiki коми
- Cornique: Poloni - Wiki Kernowek
- Kirghize: Польша - Wiki кыргызча
- Latin: Polonia - Wiki Latina
- Ladino: Polonia - Wiki Ladino
- Luxembourgeois: Polen - Wiki Lëtzebuergesch
- Lak: Польша - Wiki лакку
- Lezghien: Польша - Wiki лезги
- Lingua franca nova: Polsca - Wiki Lingua Franca Nova
- Ganda: Bupoolo - Wiki Luganda
- Limbourgeois: Pole - Wiki Limburgs
- Ligure: Polonia - Wiki Ligure
- Ladin: Polonia - Wiki Ladin
- Lombard: Polònia - Wiki Lombard
- Lingala: Poloni - Wiki Lingála
- Lao: ປະເທດໂປແລນດ໌ - Wiki ລາວ
- Lituanien: Lenkija - Wiki Lietuvių
- Latgalien: Puoleja - Wiki Latgaļu
- Letton: Polija - Wiki Latviešu
- Madurais: Polandia - Wiki Madhurâ
- Maïthili: पोल्यान्ड - Wiki मैथिली
- Basa Banyumasan: Polandia - Wiki Basa Banyumasan
- Mokcha: Полень мастор - Wiki мокшень
- Eastern Mari: Польша - Wiki олык марий
- Maori: Pōrana - Wiki Māori
- Macédonien: Полска - Wiki македонски
- Malayalam: പോളണ്ട് - Wiki മലയാളം
- Mongol: Польш - Wiki монгол
- Manipuri: ꯄꯣꯂꯦꯟ - Wiki ꯃꯤꯇꯩ ꯂꯣꯟ
- Marathi: पोलंड - Wiki मराठी
- Mari occidental: Польша - Wiki кырык мары
- Malay: Poland - Wiki Bahasa Melayu
- Maltais: Polonja - Wiki Malti
- Mirandais: Polónia - Wiki Mirandés
- Birmana: ပိုလန်နိုင်ငံ - Wiki မြန်မာဘာသာ
- Erzya: Польша Мастор - Wiki эрзянь
- Mazandérani: لهستون - Wiki مازِرونی
- Nauruan: Poran - Wiki Dorerin Naoero
- Nāhuatl: Polonia - Wiki Nāhuatl
- Napolitain: Pulonnia - Wiki Napulitano
- Bas-allemand: Polen - Wiki Plattdüütsch
- Bas-saxon néerlandais: Polen - Wiki Nedersaksies
- Nepale: पोल्यान्ड - Wiki नेपाली
- Newari: पोल्याण्ड - Wiki नेपाल भाषा
- Holandey: Polen - Wiki Nederlands
- Norvégien nynorsk: Polen - Wiki Norsk nynorsk
- Norvégien bokmål: Polen - Wiki Norsk bokmål
- Novial: Polonia - Wiki Novial
- N’ko: ߔߏߟߐ߲ߢ - Wiki ߒߞߏ
- Norman: Polongne - Wiki Nouormand
- Sotho du Nord: Poland - Wiki Sesotho sa Leboa
- Navajo: Haltso Hóteelnii Bikéyah - Wiki Diné bizaad
- Chewa: Poland - Wiki Chi-Chewa
- Occitan: Polonha - Wiki Occitan
- Livvi-Karelian: Pol'šu - Wiki Livvinkarjala
- Oromo: Poolaandi - Wiki Oromoo
- Ossète: Польшæ - Wiki ирон
- Penjabi: ਪੋਲੈਂਡ - Wiki ਪੰਜਾਬੀ
- Pangasinan: Polonya - Wiki Pangasinan
- Pampangan: Polonya - Wiki Kapampangan
- Papiamento: Polonia - Wiki Papiamentu
- Picard: Polonne - Wiki Picard
- Pennsilfaanisch: Polen - Wiki Deitsch
- Allemand palatin: Polen - Wiki Pälzisch
- Pali: पोलैंड - Wiki पालि
- Norfuk / Pitkern: Poeland - Wiki Norfuk / Pitkern
- Poloney: Polska - Wiki Polski
- Piémontais: Polònia - Wiki Piemontèis
- Western Punjabi: پولینڈ - Wiki پنجابی
- Pontique: Πολωνία - Wiki Ποντιακά
- Pachto: پولنډ - Wiki پښتو
- Portiogey: Polónia - Wiki Português
- Quechua: Pulunya - Wiki Runa Simi
- Romanche: Pologna - Wiki Rumantsch
- Vlax Romani: Polska - Wiki Romani čhib
- Roundi: Pologne - Wiki Ikirundi
- Romanianina: Polonia - Wiki Română
- Aroumain: Polonia - Wiki Armãneashti
- Tarantino: Pulonie - Wiki Tarandíne
- Rosianina: Польша - Wiki русский
- Ruthène: Польско - Wiki русиньскый
- Roande: Polonye - Wiki Ikinyarwanda
- Sanskrit: पोलॅण्ड् - Wiki संस्कृतम्
- Iakoute: Польша - Wiki саха тыла
- Santali: ᱯᱳᱞᱮᱱᱰ - Wiki ᱥᱟᱱᱛᱟᱲᱤ
- Sarde: Polònia - Wiki Sardu
- Sicilien: Pulonia - Wiki Sicilianu
- écossais: Poland - Wiki Scots
- Sindhi: پولينڊ - Wiki سنڌي
- Same du Nord: Polska - Wiki Davvisámegiella
- Sango: Pölôni - Wiki Sängö
- Serbo-croate: Poljska - Wiki Srpskohrvatski / српскохрватски
- Chleuh: Pulandya - Wiki Taclḥit
- Shan: မိူင်းပူဝ်ႇလႅၼ်ႇ - Wiki ၽႃႇသႃႇတႆး
- Cingalais: පෝලන්තය - Wiki සිංහල
- Simple English: Poland - Wiki Simple English
- Slovaque: Poľsko - Wiki Slovenčina
- Saraiki: پولینڈ - Wiki سرائیکی
- Slovène: Poljska - Wiki Slovenščina
- Samoan: Polani - Wiki Gagana Samoa
- Same d’Inari: Puola - Wiki Anarâškielâ
- Shona: Polandi - Wiki ChiShona
- Somalianina: Boland - Wiki Soomaaliga
- Albanais: Polonia - Wiki Shqip
- Serbe: Пољска - Wiki српски / srpski
- Sranan tongo: Polikondre - Wiki Sranantongo
- Swati: IPholandi - Wiki SiSwati
- Sotho du Sud: Poland - Wiki Sesotho
- Saterlandais: Polen - Wiki Seeltersk
- Soundanais: Polandia - Wiki Sunda
- Soisa: Polen - Wiki Svenska
- Swahili: Poland - Wiki Kiswahili
- Silésien: Polsko - Wiki ślůnski
- Sakizaya: Poland - Wiki Sakizaya
- Tamoila: போலந்து - Wiki தமிழ்
- Tayal: Poland - Wiki Tayal
- Télougou: పోలాండ్ - Wiki తెలుగు
- Tétoum: Polónia - Wiki Tetun
- Tadjik: Лаҳистон - Wiki тоҷикӣ
- Taioaney: ประเทศโปแลนด์ - Wiki ไทย
- Tigrigna: ፖላንድ - Wiki ትግርኛ
- Turkmène: Polşa - Wiki Türkmençe
- Tagalog: Polonya - Wiki Tagalog
- Tongien: Polani - Wiki Lea faka-Tonga
- Tok pisin: Polan - Wiki Tok Pisin
- Tiorka: Polonya - Wiki Türkçe
- Taroko: Poran - Wiki Seediq
- Tsonga: Polendi - Wiki Xitsonga
- Tatar: Польша - Wiki татарча / tatarça
- Tumbuka: Poland - Wiki ChiTumbuka
- Twi: Poland - Wiki Twi
- Tahitien: Pōrana - Wiki Reo tahiti
- Touvain: Польша - Wiki тыва дыл
- Oudmourte: Польша - Wiki удмурт
- Ouïghour: لەھىستان - Wiki ئۇيغۇرچە / Uyghurche
- Okrainianina: Польща - Wiki українська
- Ordò: پولستان - Wiki اردو
- Ouzbek: Polsha - Wiki Oʻzbekcha / ўзбекча
- Venda: Poland - Wiki Tshivenda
- Vénitien: Połònia - Wiki Vèneto
- Vepse: Pol'šanma - Wiki Vepsän kel’
- Vietnamianina: Ba Lan - Wiki Tiếng Việt
- Flamand occidental: Pooln - Wiki West-Vlams
- Volapük: Polän - Wiki Volapük
- Wallon: Pologne - Wiki Walon
- Waray: Polonya - Wiki Winaray
- Wolof: Poloñ - Wiki Wolof
- Wu: 波兰 - Wiki 吴语
- Kalmouk: Польшин Орн - Wiki хальмг
- Xhosa: IPoland - Wiki IsiXhosa
- Mingrélien: პოლონეთი - Wiki მარგალური
- Yiddish: פוילן - Wiki ייִדיש
- Yôrobà: Pólándì - Wiki Yorùbá
- Zhuang: Bohlanz - Wiki Vahcuengh
- Zélandais: Poôl'n - Wiki Zeêuws
- Sinoa, Mandarin: 波兰 - Wiki 中文
- Chinois littéraire: 波蘭 - Wiki 文言
- Minnan: Pho-lân - Wiki Bân-lâm-gú
- Cantonais: 波蘭 - Wiki 粵語
- Zolò: IPolandi - Wiki IsiZulu