Eorôpa Afovoany

Ny Eorôpa Afovoany dia faritra ao Eorôpa eo anelanelan' i Eorôpa Atsinanana sy i Eorôpa Andrefana.

Ny tenenina hoe Eorôpa Afovoany dia tsy ilay afovoany ara-jeografian' i Eorôpa fa ny afovoany ara-tantara. Ireo firenena azo sokajiana ao amin'ny faritan' Eorôpa Afovoany dia i Alemaina, i Aotrisy, i Hongaria, i Pôlônia, i Repoblika Tseky, i Slôvenia ary i Krôasia.

Eorôpa Afovoany
Ny Fisian'ny Eoropa Afovoany (manga)

I Krôasia sy i Romania koa tsindraindray dia sokajiana ao amin' ny firenen' Eorôpa Afovoany, i Krôasia dia ao amin' ny faritra Balkana. Araka ny OTAN, i Romania dia firenena ao Eorôpa Atsinanana, na dia, noho ny antony ara-tantara sy ara-kolontsaina, sokajian' ny tantara ho ao amin' ny faritra Balkana; ny faritra andrefana sy atsimon' i Romania izao dia mety ho ao Eorôpa Afovoany, noho ireo faritra tao amin' ny Empira Aostrô-Hongariana tamin' ny Andro Taloha.

I Alsace ny Lauraine koa dia ao Eorôpa Afovoany, raha jerena ny kolontsaina sy ny tantara (amin' ny lafiny fiteny, ny fomba sns.).

Jereo koa

Ireo faritra ao Eorôpa

Boky

  • P. Michel (sous la dir.), L'Europe centrale : la mélancolie du réel, Autrement-CERI, Paris, 2004.
  • J.-P. Pagé (sous la dir. de), Tableau de bord des pays d'Europe centrale et orientale 2004 (t. 2 : Europe orientale), Ny diniky ny CERI, no 112, Paris, 2004
  • J-Y Potel, Les cent portes de l'Europe centrale et orientale, Avoakan'i Atelier, Paris, 1998.
  • É. Lhomel (sous la dir. de), Europe centrale et orientale : dix ans de transformations, Les Études de la Documentation française, Paris, 2000
  • I. Bibo, Misère des petits États d'Europe de l'Est, Albin Michel, Paris, 1992
Eorôpa Afovoany 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

AlemainaAotrisyEorôpaEorôpa AndrefanaEorôpa AtsinananaHongariaKrôasiaPoloniaRepoblika TsekySlôvenia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Samuel RatanyIndiaTaom-baovao malagasyMadagasikaraKabary famangianaWayback MachineSora-tsikidy1923VezoSonja HenieAntananarivoSingaporoAndrianaBokin' ny TantaraOlombelonaAndranofitoPretraHåvard NielsenStockholmSiansaTsipoyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)654MonzónGRavelonjanaharyRadama VoalohanyPrôtestantisma eto MadagasikaraHugo GattiTetiandro sinoaFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaAlemainaSoson-drivotraFiteny malaîkaChristopher NolanMohamadyAlahamady1200AachenMaley (vahoaka)SaktismaMaaniany (vahoaka)BangladesyGaspard-Gustave Coriolis1750Fitsipi-pitenenanaFrode GrodåsGrisyAostraliaSyed NabiRanavalona IITsinjoarivo (Fenoarivobe)191295 (2003 FX112)Didy FoloTim Berners-LeeFilôzôfiaBraunschweigStavangerFitodika ataoAlatsinainyJasmina RatsimisetaAlahamadibe12 AogositraDebian533KristiansandRajoelina AndryGanaganaMessac, Charente-MaritimeSolofo José🡆 More