Fiteny indô eorôpeana

Valim-pikarohana ho an'ny « Fiteny indô eorôpeana » — Wiki Fiteny Indô Eorôpeana

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • mifandraika amin' izany, dia ny fiteny indô-eorôpeana. Ny fiteny indô-eorôpeanina dia fianakaviam-piteny ivondronan' ny fiteny maro any Eorôpa sy any India...
  • Vignette pour Fiteny indô-eorôpeanina
    Ny fiteny indô-eorôpeanina dia fianakaviam-piteny ivondronan' ny fiteny maro any Eorôpa sy any India ary any Iràna sy ny manodidina, tenenina eran' izao...
  • Vignette pour Fiteny indô-iraniana
    Ny fiteny indô-iraniana dia vondrom-piteny sampan' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, izay ahitana ireo fiteny iraniana sy ireo fiteny indô-ariana...
  • Ny fiteny tôkariana na fiteny agni-kôtsy dia vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ahitana ny fiteny maty telo, dia ny fiteny agneana...
  • Ny fiteny albaney dia fiteny indô-eorôpeana avy amin' ireo fiteny balkanika taloha. Olona miisa 10 tapitrisa no miteny azy ka ny antsasak' izany dia monina...
  • mifanakaiky amin' ny fiteny prôtô-indô-eorôpeana, endrika very ao amin' ny fiteny indô-eorôpeana sasany. Ny fiteny litoanianina dia anisan' ny fiteny baltika atsinanana...
  • Vignette pour Fiteny alemàna
    Ny fiteny alemàna dia anisan' ireo fiteny indô-eorôpeana ao amin' ny sampana andrefan' ireo fiteny jermanika. Noho izy io manana fitenim-paritra maro...
  • Vignette pour Fiteny anatôliana
    pisidiana. Fiteny indô-eorôpeana Fiteny anatôliana Fiteny tôkariana Fiteny baltô-slava Fiteny keltika Fiteny jermanika Fiteny helenika Fiteny indô-iraniana...
  • Vignette pour Fiteny ao Eorôpa
    ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, manarakaraka azy ireo ny fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny finô-ogriana. Ahitana fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny...
  • Vignette pour Fiteny keltika
    Ny fiteny keltika na fiteny seltika dia vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, izay misampana roa, ka ahitana ireo fiteny keltika...
  • Vignette pour Fiteny slava
    Ny fiteny slava dia ireo fiteny indô-eorôpeana ao amin' ny vondrom-piteny baltô-slava. Vondrom-pitenin' ny olona monina ao Eorôpa Afovoany sy ao Balkana...
  • ny fiteny italika, izay ao amin' ny fiteny indô-eorôpeana, ny fiteny rômana. Ireto ny fiteny rômana sasany: fiteny sarda, fiteny romaniana, fiteny dalmatika...
  • Vignette pour Fiteny persana taloha
    ny ireo fiteny indô-eorôpeana. Hita ao amin' ireo sora-tsokitra tamin' ny andron' ireo mpanjaka akemenida ny fiteny persana taloha. Ny fiteny persana...
  • fiteny latiniana na fiteny latinô-faliska na fiteny italô-faliska dia sampan' ny vondrom-piteny italika ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana...
  • Vignette pour Fiteny helenika
    Ny fiteny helenika dia vondrom-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ahitana ny fiteny mikeniana, ny fiteny arkadiana, ny fiteny kipriôta...
  • indô-eorôpeana, ao amin'ireo faritra lehibe ao Eorazia. Anisan' ny vahoaka indô-iraniana lehibe ny Indô-ariana sy ny vahoaka iraniana. Ny fiteny indô-iraniana...
  • Ny fiteny paly dia fiteny indô-eorôpeana ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-ariana nampiasaina tany India taloha. Ny lahatsoratra bodista voalohany,...
  • Vignette pour Fiteny baltô-slava
    fiteny baltô-slava dia vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, izay misampana roa, ka ahitana ireo fiteny balta sy ireo fiteny slava...
  • Vignette pour Fiteny ao Azia
    ireo fiteny altaîka, ny fiteny aostrôaziatika, ny fiteny aostrôneziana, ny fiteny kaokaziana, ny fiteny dravidiana, ny fiteny indô-eorôpeana, ny fiteny afrôaziatika...
  • Ny fiteny armeniana dia fiteny indô-eorôpeana tsy mikambana amin-tsampana fa fiteny manirery. Ankehitriny dia misy ny fiteny armeniana atsinanana izay...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TorkiaKalandrie litorjika katôlika rômaninaFivavahan-drazana malagasyFanatontoloanaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaSandam-bolaFanahyAhidamboBetlehemaTovaloTantaran' i MadagasikaraAljeriaZanabintanaFitiavanaRazana (finoana malagasy)Fanekem-pinoana apôstôlikaPaositra MalagasyFiteny taỳVezoAdy Lehibe FaharoaAsombolaFifohazana SoatanànaSakalavaLalitraAntandroyIndôneziaFiteny araboAsorotanyPablo PicassoRy Tanindrazanay malala ôAndriamasinavalonaWikiSolombavambahoakaDistrikan'i MaintiranoFihavananaPraiminisitra malagasyRasoherinaFiteny hindỳ1989BorondyWilliam III an'i AngleteraMpampitohy tenyAlarobiaFanjanahantany14 FebroarySorona masinaAdaoroTambajotraTsirinteny sara-droaAngleteraQIT Madagascar MineralsVolana (fotoana)OraLes PaulTodyFanjakan' AndriamanitraOkrainaSadoseo2001MaleziaWiki CommonsTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAlahamadyFivavahana abrahamikaSinaGerd GanteförTsimihetyDidy FoloFiteny hebreoFransiskaninaOhabolanaVolana🡆 More