Fiteny arabo

Valim-pikarohana ho an'ny « Fiteny arabo » — Wiki Fiteny Arabo

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Fiteny arabo
    Ny fiteny arabo dia fiteny semitika tenenina ao Afrika Avaratra sy any Azia Andrefana. Amin' ny teny arabo izy dia atao hoe العربية / al-ʿarabīyah. Io...
  • Ny abidy arabo dia abjady, izany hoe abidy tsy ahitana afa-tsy renisoratra, natao hanoratana ny fiteny arabo sy fiteny hafa koa, ka soratana avy ankavana...
  • Vignette pour Fiteny arabo soratana ankehitriny
    Ny fiteny arabo soratana ankehitriny na fiteny arabo mahazatra ankehitriny dia ny karazana fiteny arabo nampanarahim-penitra, fiteny arabon' ny literatiora...
  • Ny fiteny arabo klasika na fiteny arabo koranika no endriky ny fiteny arabo nampiasaina ho an' ny lahatsoratra tamin' ny taonjato faha-7 sy nandritra ny...
  • mponina arabo sy ny mponina hafa manodidina dia niteraka ny Arabo-Berbera (Magrebina), ny Afrô-Arabo ary ny Arabo-Persiana. Ny fiteny arabo dia fiteny semitika...
  • Vignette pour Fiteny persana
    Soratana amin' ny alalan' ny abidy arabo ny fiteny persana na dia tsy manam-pifandraisana amin' ny fiteny arabo aza izy na amin' ny lafiny voambolana...
  • dia maro avy amin’ ny fiteny persana, arabo, sanskrity ary tsagatay. Io fiteny io dia fiteny manana endrika ôfisialy roa, ny fiteny hindy ankehitriny voafenitra...
  • miaraka amin' ny fiteny arabo. Manana ny satan' ny fitenim-pirenena ny fiteny sômaly ao Jibotỳ. Maro ny endrika isam-paritry ny fiteny sômaly, ka ny ankamaroany...
  • Vignette pour Fiteny hindỳ
    amin'ny fiteny hindỳ fa soratana amin'ny abidy arabo, amin'ny fiova persana. Be teny avy amin'ny fiteny persana sy avy amin'ny fiteny arabo ny fiteny ordò...
  • Vignette pour Fiteny ao Alzeria
    Ny fiteny ao Alzeria dia maro dia maro, nefa miteny arabo ny ankamaroan' ny mponina ao. Hatramin' ny fanavaozana ny lalàm-panorenana tamin' ny taona 2016...
  • Vignette pour Fiteny soahily
    teny afrikanina sy fiteny arabo. Ao amin' ny teny soahily dia ahitana fiovaovàna araka ny faritra itenenana azy. Ny atao hoe "fiteny soahily ôfisialy"...
  • Ny fiteny ordò ( اردو ) dia fiteny any Pakistana sy any India, mitovitovy be amin'ny fiteny hindy izy fa soratana amin'ny abidy arabo. Ny fiteny ordò...
  • Ny tarehin-tsoratra arabo dia lamim-panoratana tsy ahitana afa-tsy renisoratra, natao hanoratana ny fiteny arabo sy fiteny hafa koa, ka soratana avy ankavana...
  • dia fiteny maty ny fiteny egiptiana, nefa nipoiran' ny fiteny maro toy ny fiteny egiptiana demôtika sy ny fiteny kôpta, izay voasolon' ny fiteny arabo. Sampam-piteny...
  • andrefana amin' ny fiteny arameana. Ny sasany amin' ny mponin' ny tanàna telo any Siria no miteny azy: i Maaloula (amin' ny teny arabo: معلولا), i Bakh`a...
  • Vignette pour Fiteny espaniôla
    ireo voambolana avy amin’ ny fiteny arabo (teny nindramina maherin' ny 4 000). Tahaka ireo fiteny rômana avy amin’ ny fiteny latina fampiasan’ ny vahoaka...
  • Vignette pour Fiteny ao Libia
    Ny fiteny ao Libia dia anjakan' ny fiteny arabo nefa hita ao koa ny fiteny berbera sy fiteny vahiny maro. Ny fiteny ôfisialin' i Libia dia ny fiteny arabo...
  • Ny fiteny ao Kômôro dia ahitana ny fiteny kômôriana sy ny fiteny frantsay sy ny fiteny arabo ary fiteny vitsy hafa koa. Ny fiteny ifaneraseran’ ny mponina...
  • fianakaviam-piteny tenenina indrindra ao Etiôpia sy ao Eritrea. Izy ireo sy ny fiteny arabo atsimo taloha sy ankehitriny no mamorona ny sampana atsimon' ny fianakaviam-piteny...
  • Ny fiteny ao Tonizia dia ahitana fiteny maro, indrindra ny fiteny arabo sy ny fiteny berbera ary ny fiteny frantsay. Amin' ny fiteny maro ao Tonizia dia...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SabelioArkôntikaFatranaTrimôrfika PrôtenôiaFiteny slôvenaLee TrevinoFiteny bengaly1885FilipinaTantaran' i MadagasikaraRenivintana1866MartioraBlaogyAntananarivoMerinaAfrika AfovoanyAdy an-tranoFiteny fôrmôzanaFiteny serbaDavida (mpanjaka)Fiteny betsimisaraka atsimoLôndônaBokin' i DanielaFanatontoloanaFivavahan-drazana malagasyJesoa araka ny kristianismaWayback MachineFanjakana MitambatraSôfia (gnôstisisma)VolaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAlahasatyFilazantsara araka an' i LiokaFianakaviam-pitenyMalakiaFaritra SavaFilôzôfiaTongotraMozikaWikibolanaKanadaRadama VoalohanyPatrick EbertVaryLaîkaAbbas Ibn FirnasFiteny antefasyNy Avana RamanantoaninaRainay any an-danitraZôdiakaFahaleovantenaAlahamadyFameno (fitsipiteny)Distrika eto MadagasikaraOmbyFanahy MasinaFahasalamanaBaiboly prôtestanta1973MpanoritraKiboboAdijadyAntefasyLitoaniaGazetyTorovintanaJodaisma30 St Mary AxeSihanaka🡆 More